|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fanihy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taimoro] ramanavy
4  [1.78] [Tanala] angoavy raikitra, ramanavy, kananavy
5  [1.1] Karazam-biby fianakavian' ny Manavy na Ramanavy, saingy izy lehibe (jereo manavibe)
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] [Provincial] [Mod. s. from manihy (hihy).] A bat. Probably a species of Pteropus (Prov.)
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.54] roussette
8  [4.22] rousette (Pteropus rufus)
9  [4.22] grande chauve-souris (Eidolon dupreanum)
Voambolana  10  Haibiby: mampinono
Mpanahaka  11  manavy
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Sary 
14 

Teny iditra (2/3)15  fanihy
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny anglisy  17  [1.2] [Sakalava] a bird
Voambolana  18  Haibiby: vorona

Teny iditra (3/3)19  fanihy
Fototeny  20  hihy
Sokajin-teny  21  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  22  [1.1] Fomba entina manihy, manala hodi-manify
Azo hihisana: Ny akondro tsy fanihy fa voasana

Fivaditsoratra  23  afihin, fahiny, fanihy, fiahin, fihany, fihina, hafiny, hanify, nafihi, nahifi, nifahy, nihafy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20