Teny iditra | 1 fitsabahana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fangaronana amin' ny tanana: Maharikoriko ny fitsabahan' io zaza maloto io ny hanina Fidirana amin' ny toerana iray: Voarara ny fitsabahana amin' ny trano misy mararin' areti-mifindra Fiditridirana amin' ny raharahan' ny sasany: Tsy anjaranao ny fitsabahana amin' ny raharahan-tokantranonay |
Fototeny | 4 tsabaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |