Teny iditra | folera | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-boninkazo izay tsy mivelatra raha tsy ny hariva [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Merina, Sakalava] (du français « fleurs ») Nom général des plantes décoratives plantées dans les jardins. Plus spécialement, la « belle de nuit », Mirabilis jalapa L. (Nyctaginaceae). Racines purgatives. [1.196] | |
Anarana siantifika | Mirabilis jalapa | |
Voambolana | Haizavamaniry: voninkazo | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |