Teny iditra | 1 fontsiña |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
ravinala: Rano ampontsiña, ka madio manañ'olitra (rano an-dravinala (anatiny) ka madio ihany fa misy olitra) 4 [1.1] Anarana ilazana ny ravinala rehefa antitrantitra |
Voambolana |
5 Haizavamaniry: hazo palma |
Tsipelina hafa | 6 fontsy |
Fivaditsoratra | 7 fantsoni, fantsony, fintsano, fontsiña, nafotsin, nitsofan |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |