|
|
|
|

Teny iditra1  gazy
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Simia
Ohatra  4  Fanovana ny gazy atao jiro. [2.366#]
5  Ao ny solika, ny gazy, ny arina, ny masoandro, ny oranioma, ny rivotra, ny rian-drano. [2.445#]
6  Mba tsy hampisy olana dia notsoahin' i neny tamin' ny fatana ny saribao nalainay teny amin' ny fanariam-pakon' ny orinasa mpanao gazy. [1.369#]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/05/18