Teny iditra goaika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vorona lehibebe salasalany, mainty ny volony, fa eo amin' ny tendany no misy fotsy mihodidina toa fehivozona; vorona mihinana nofom-biby ny goaika ary malaza ho mpihinana ny voanjon' olona maniry koa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A crow. Corvus scapulatus, Dand. Gaga, goaga, goaka, goake, goaky are used in the provinces. [1.2]
 A crow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Corbeau [2.415, 1.54, 1.8]
Anarana siantifika Corvus scapulatus
Ohatra 
1Fambara loza ve ity goaika tokana ity? [2.643]
2ary Ikotofetsy nitondra goaika tao anaty harona; [2.293]
Voambolana 
Tovy hevitra gaga ~ goaga ~ goaka ~ goake ~ goaky
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra goaika
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Se disait des choses semblables [2.415]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11