Teny iditra | himpona | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Feno tsara, tonga eo amin' ny fetran' ny famarana; manerana azy manontolo: Himpona ny tokotany Tonga amin' ny isa ilana azy: Himpona ny isan' ny mpianatra [1.1] | |||
Sampanteny |
| |||
Tsipelina hafa | himpina | |||
Fivaditsoratra | himpona, mpanohy, nahim-po |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |