Teny iditra | 1 jiodo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazana tolona sy ady totohondry miharo, japoney, izay efa miely hatraizahatraiza ankehitriny, miompana amin' ny fahakingana sy ny fahatsiarovan-tena matselaka ka sady fampiasam-batana fatratra no fiarovan-tena mahomby raha misy mamely |
Voambolana |
4 Fanatanjahan-tena |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |