|
|
|
|

Teny iditra1  kambim-bahatra
Singan-teny  2  kambina, vahatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] bonkona amin'ny fakan-javamaniry iray tarika amin'ny tsaramaso ary misy bakteria
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] nodosité
Voambolana  6  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Tsipelina hafa  7  kambombahatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/11