|
|
|
|

Teny iditra1  kaoprà
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny aty nofon' ny voam-boanio izay efa nomainina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] (du mot coprah, d'origine indienne). Amande desséchée de la noix de coco, Cocos nucifera L. (Arecaceae). Voir voanio. Matière première pour la préparation des margarines. Employée aussi en savonnerie, etc. [Sakalava]
5  [Tankarana]
Voambolana  6  Haizavamaniry: hazo palma

Fivaditsoratra  7  kaoprà, pôraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/12