Teny iditra | karbônina | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Tenan-javatra tsotra izay hita eo amin' ny zavaboary, na amin' ny endrika tsy miharo amin-javatra hafa (toy ny diamondra), na mifangaro amin' ny zavatra hafa (toy ny arintany) [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Carbone [1.13] | ||
Voambolana | Simia | ||
Kamban-teny |
| ||
Ny fihaviany | Frantsay: carbone. | ||
Mpanahaka | C | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |