Teny iditra |
latsy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Singam-bolotsangana anohizana tery [1.78]
|
| Hazo atsivalana entina hanamafy ny rafitra na ny tohan-javatra. Hazo atsivalana any anatin' ny rindrin-trano mba tsy hampilefitra azy na hanatanjahana ny firarin' ny takelaka [1.1]
|
| Tsivalan-kazo madinika na vy atsivalana entina hanamafy ny rafitra na tohan-javatra [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | Cross pieces of bamboo, etc., used to strengthen the sides of a rush house [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Traverse, entretoise [1.13]
|
Ohatra | Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy.
[2.472]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|