Teny iditra mahalala (lala)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy (zavatra) Mahay: Tsy mahalala ny fombanareo aty aho
(olona) Manana fahafantarana momba ny olona iray, mahafantatra: Tsy mahalala an' io lehilahy io velively aho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To know, to be acquainted with, to comprehend, to recognize [1.2]
 To know, to recognize [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Connaître, reconnaître [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahalala
Ny lasa : nahalala
Ny hoavy : hahalala
Filaza mandidy : mahalalà
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra mahalala
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana ilazana vody mangahazo tanora, izay mangidy ary mankaleo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] Nom donné aux jeunes tubercules du manioc amer au stade de développement où ils sont le plus riches en composés cyanogènes et peuvent causer des intoxications très dangereuses. [1.196]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16