Teny iditra | 1 miambozom-bola |
Singan-teny | 2 miambozona, vola |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny vary eny an-tanimbary izay ahitana salohy efa mitondra voa |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.196] (adjectif) Littéralement : « qui porte de l'argent à son cou » ; se dit du riz quand il est sur le point d'épanouir sa panicule (à la fin de l'épiaison). |
Voambolana |
6 Toe-karena: fambolena |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |