Teny iditra |
mihiboka
(hiboka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mihidy ao amin' ny toerana anankiray tsy mety mivoaka: Mihiboka ao an-trano ao tsy mety hivoaka izy Mijanona maharitra: Mihiboka ato amin' ny mangazay ato foana ny entana Mifantsika, voatana: Mihiboka amin' ny raharaha ao Rakoto
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be confined indoors [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | être consigné, rester à la maison [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mihiboka |
Ny lasa : |
nihiboka |
Ny hoavy : |
hihiboka |
Filaza mandidy : |
mihiboha |
|
Kamban-teny |
|
|