Teny iditra mokonazy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Voan' ny hazo atao hoe lamoty, maniry any amorontsiraka andrefana, izay ohatra ny voam-boandelaka ny habeny, amidy betsaka fa maro mpitia aty afovoan-tany amin' ny fotoana fahavokarany (avrily-mey) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Mokonazo (orthographe de Decary) ou mokonazy (d'après Malzac, Grandidier, etc.)
[Sakalava, Tankarana, Tsimihety] (C'est Decary qui a raison car l'étymologie probable vient de azo : gagné, obtenu ; et mokona : par derrière, à la dérobée). Ziziphus spina-christi (L.) Desf. et Ziziphus jujuba Mill. (Rhamnaceae). Arbustes épineux très communs, à fruit comestible (Jujube). Desséchés au soleil, les fruits servent à préparer une sorte de gelée émolliente, pectorale, qu'on administre aux enfants qui toussent. [1.196]
Anarana siantifika Ziziphus jujuba, Ziziphus spina-christi
Ohatra Nony notadiavina izay nisy azy dia hita nidongy toa zazakely nipetraka teny ambony mokonazy izy ary tsy nety nidina fa fihirana no nafarany ny namany mba hihirany teny ambony hazo. [2.356]
Voambolana 
Tovy hevitra konaze
Tsipelina hafa 
Sary 

Teny iditra mokonazy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (de hazy : nu ; et mokona : par derrière). Allusion aux rameaux d'abord couverts de poils, puis devenant nus quand ils se lignifient. Dombeya greveana var. metameropsis (Hochr.). Arènes (Malvaceae). Réf. Réserves Naturelles 2925. [1.196]
Anarana siantifika Dombeya greveana var. metameropsis
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31