Teny iditra | ramole (ra-, mole) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Biby sahala amin' ny soavaly, avy amin' ny fampiarahana ny ampondra lahy sy ny soavaly vavy (fiteny koa ny hoe Mole) [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Mulet [1.3, 1.13] | |
Voambolana | Haibiby: mampinono | |
Tovy hevitra | mole | |
Ny fihaviany | Frantsay: mulet. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |