|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sandrify
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zavamaniry rarin' ny vehivavy hatao harona eo amin' ny fotoana anaovana hasoavana ny zaza
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] espèce de palmier dont les feuilles sont employées dans la circoncision
5  [1.196] (dialecte non précisé). D'après Malzac, ce serait un Palmier dont les feuilles sont employées lors de la circoncision.
Voambolana  6  Haizavamaniry: hazo palma

Teny iditra (2/2)7  sandrify
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.78] [Taisaka] haronkely mifanarona sady fisaka
10  [1.78] [Sihanaka] kitapo
11  [1.78] [Tanala] haron-kely mifanarona somary lakana fitehirizana zavatra ilaina toy ny bokim-pianarana, vola, firavaka, ody na zavatra hafa
12  [1.1] Haronkely fitondran' ny mpianatra ny zavajavany kely momba ny fianarana
13  [1.13] karazan-kitapo voarary vita amin'ny zavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.13] sac de paille

Nohavaozina tamin' ny 2020/10/12