Teny iditra | sondandy | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Toe-tandrok' omby misabaka fitsiry ary miakatra nefa fohy [1.1] | ||
Voambolana | Toe-karena: fiompiana | ||
Tovy hevitra | sondenda | ||
Tsanganana sy sary iray takila | Bikan' ny tandrok' omby | ||
Sary | |||
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/18 |