Teny iditra sora-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe soratra
Ohatra 
1Tsy ampy iray volana akory aho dia nahavaky teny sy nahay sora-kaliana. [2.643]
2mpianatra mahadika ho sora-tanana mazava, hay vakina ary tsy misy diso. [2.117]
Kamban-teny 

Teny iditra sora
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Vavaka saotra noho ny fahasitranana tamin' ny aretina mafy nahazo ny tena [1.1]

Teny iditra sora
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Biby toy ny sokina, saingy kelikely kokoa ary misoratra vony mitsoriadriaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Streaked tenrec ( Hemicentetes nigriceps, Hemicentetes semispinosus) [5.en.https://www.tenrec.org]
Fanazavàna teny frantsay Hémicentètes ( Hemicentetes semispinosus) [4.22]
 Tenrec zébré [5.fr.https://www.tenrec.org]
Fanazavàna teny alemà Streifentanrek [5.de.https://www.tenrec.org]
Anarana siantifika Hemicentetes nigriceps, Hemicentetes semispinosus
Voambolana 
Tovy hevitra ambiko ~ tsora
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Teny iditra Sora
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Shur [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Shur [2.996]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24