Teny iditra | tandomerina (tandomitra) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Voan' ny aretina antsoina hoe tandomitra, nefa koa matetika ilazan' ny olona ilay aretina mihitsy io teny io: Voan' ny tandomerina ny zanako [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Affecté d'une éruption cutanée provenant du froid [1.3] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tandomerina io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |