Teny iditra | tretroka | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano] Saoka [1.78] | |||
Ny saoka mivalombalona manao ambaratonga noho ny hatavezana; saoka roa [1.1] | ||||
Faritra ambany saoka mivalombalona [1.13] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Le double menton [1.3] | |||
Double menton, triple menton [1.13] | ||||
Voambolana | Haiaina | |||
Sampanteny |
| |||
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/06/01 |