Teny iditra | tsevo-drano | |
Singan-teny | tsevoka ; rano | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Bontsina kely madinika toy ny mony amin' ny tena [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A whitlow [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ tsevodrano ] Panaris [1.54] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28 |