|
|
|
|

Teny iditra1  vadibe
Fototeny  2  vady, be
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [0] jereo vady be#mg.ex
Ohatra  5  Nivoaka ny mpanjaka namonjy ny vadibe. [2.606]
6  Izy no vadibe ary niteraka fito mirahalahy. [2.508]
Voambolana  7  Fifandraisana: fianakaviana

Fivaditsoratra  8  vadibe, vady be

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/15