|
|
|
|

Teny iditra1  vakoana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazan-dravinala fihinana izay anaovan-tsatroka ny tsirany ary anafoana trano kosa ny raviny (Pandanus utilis)
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] (complication inutile de vakoa). Nom donné en général aux pandanus qui comptent à Madagascar 79 espèces endémiques. Relevé notamment pour Pandanus concretus Baker, Pandanus rollotii Martelli. Une Orchidée malgache magnifique, tsipelana Eulophiella roempleriana Schltr., vit en association cette dernière espèce sur la petite île de Sainte-Marie. Voir velomianto. [Betsimisaraka]
Voambolana  5  Haizavamaniry: hazo palma
Tovy hevitra  6  vakoa
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  8  anakova, avanako, avoakan, kavanao, naovaka, navoaka, vakoana, voanaka

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/31