<-
->

2Tt / 2Tan 35:17 And the children of Israel that were present kept the passover at that time, and the feast of unleavened bread seven days. Ary ny Zanak' isiraely izay vory teo dia nitandrina ny paska fahizay sy ny andro firavoravoana hafitoana fihinanana ny mofo tsy misy masirasira. Dia nankalaza ny Paka sy ny fetin' ny azima hafitoana ny zanak' Israely izay tonga teo, tamin' izany andro izany. C' est à ce moment que les Israélites présents célébrèrent la Pâque et pendant sept jours la fête des Azymes.