|
Ahitana sahady ny amboara lehibe tsy mbola voaangona mihitsy ity habaka ity, araka izany betsaka ny asa natao sy ny fanazavana mahakasika an'i Madagasikara.
Ny habaka dia apetraka maimaimpoana ho azon'ny olona rehetra eran-tany ampiasaina malalaka. Tsy manao dokambarotra izy io.
Mba hikarohana ny teny iray:
- soraty eo amin'ny saha eo ambony amin'ny pejy ny teny malagasy, frantsay na anglisy,
- na koa jereo ireo lisitra atolotra etsy ambony amin'ny pejy.
Ny kisary fanehoan-kevitra (Fanazavana) eo ambany isaky ny pejy dia ahafahanao mandefa aminay ny hafatra mba hampahafantatra anay ny olana rehetra na tolokevitra.
Jereo ny takila Fanontaniana.
Ny votoatin'ny habaka
|