<-
->

Ton 5:13 His cheeks are as a bed of spices, as sweet flowers: his lips like lilies, dropping sweet smelling myrrh. Ny takolany dia tahaka ny tanim-boninkazo misy zava-manitra eo an-tsaha, dia tahaka ny tany navosaina misy voninkazo manitra. Ny molony dia tahaka ny lilia sady mitete ranon' ny miora. Ny takolany tahaka ny kisahasahan-kazo mitete dity manitra, sy toritory fambolena hazo manitra: lisy ny molony, izay mitete mira faran' izay madio. Ses joues sont comme des parterres d' aromates, des massifs parfumés. Ses lèvres sont des lis; elles distillent la myrrhe vierge.