<-
->

1Kr / 1Kor 2:16 For who hath known the mind of the Lord, that he may instruct him? But we have the mind of Christ. Fa iza no nahafantatra ny sain' ny Tompo mba hampianatra Azy? (Isa. 40. 13). Fa izahay manana ny sain' i Kristy. Satria zovy àry no nahafantatra izay hevitry ny Tompo, ka ho afa-mampianatra azy? Fa isika manana ny hevitry ny Kristy. Qui en effet a connu la pensée du Seigneur, pour pouvoir l' instruire ? Et nous l' avons, nous, la pensée du Christ.