<-
->

Kol 2:2 That their hearts might be comforted, being knit together in love, and unto all riches of the full assurance of understanding, to the acknowledgement of the mystery of God, and of the Father, and of Christ; mba hampifalina ny fony amin' ny ampiraisana azy amin' ny fitiavana sy ho amin' ny haren' ny fahatokiana be avy amin' ny fahazavan-tsaina, ho amin' ny fahalalana tsara ny zava-miafina izay an' Andriamanitra, dia Kristy, mba hahafaka alahelo ny fon' izy ireo, sy hiraisany fatratra amin' ny fitiavana, ary hananany fieken-tsaina mazava tsara, ka hahalala ny hevi-miafin' Andriamanitra izy, dia ny Kristy, afin que leurs coeurs en soient stimulés et que, étroitement rapprochés dans l' amour, ils parviennent au plein épanouissement de l' intelligence qui leur fera pénétrer le mystère de Dieu,