Toko sy andininy momba More

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 12.6 And Abram passed through the land unto the place of Sichem, unto the plain of Moreh. And the Canaanite was then in the land. Ary Abrama dia nitety ny tany hatrany Sekema, dia tao an-kazo terebintan' i More. Ary ny Kananita no tompon-tany tany Kanana fahizay. Dia namaky ny tany Abrama, hatrany amin' ny fitoerana atao hoe Sikema, hatrany amin' ny terebintan' i More. Abram traversa le pays jusqu' au lieu saint de Sichem, au Chêne de Moré. Les Cananéens étaient alors dans le pays.

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 11.30 Are they not on the other side Jordan, by the way where the sun goeth down, in the land of the Canaanites, which dwell in the champaign over against Gilgal, beside the plains of Moreh? Tsy any an-dafin' i Jordana va izy roa, any ankoatry ny lalana andrefana, amin' ny tanin' ny Kananita, izay monina eo amin' ny tani-hay tandrifin' i Gilgaly, eo anilan' ny hazo terebintan' i More? Ireo tendrombohitra roa ireo, dia moa tsy any an-dafin' i Jordany ambadiky ny làlana mihazo any andrefana, any amin' ny tanin' ny Kananeana, monina amin' ny Arabaha, tandrifin' i Galgalà, akaikin' ny terebintan' i More? Ces monts, on le sait, se trouvent au-delà du Jourdain, sur la route du couchant, dans le pays des Cananéens qui habitent la Araba, vis-à-vis de Gilgal, auprès du Chêne de Moré.

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
Mts / Mpits 7.1 Then Jerubbaal, who is Gideon, and all the people that were with him, rose up early, and pitched beside the well of Harod: so that the host of the Midianites were on the north side of them, by the hill of Moreh, in the valley. Dia nifoha maraina koa Jerobala (Gideona izany) sy ny vahoaka rehetra teo aminy ka nitoby teo akaikin' ny loharano Haroda; ary ny tobin' ny Midiana kosa teo avarany, teo an-dohasaha anilan' ny havoana More. Vao maraina koa dia nifoha Jerobaala, dia Jedeona izany, mbamin' ny vahoaka rehetra izay tao aminy ka lasa teo ambonin' ny loharano tao Harada. Ny tobin' i Madiana kosa, dia teo avaratry ny an' i Jedeona akaikikaikin' ny havoana More amin' ny tany lemaka. Yerubbaal c' est-à-dire Gédéon se leva de grand matin ainsi que tout le peuple qui était avec lui, et il vint camper à En-Harod; le camp de Madiân se trouvait au nord du sien, au pied de la colline du Moré dans la vallée.