Toko sy andininy momba Safatiasa

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 3.4 And the fourth, Adonijah the son of Haggith; and the fifth, Shephatiah the son of Abital; ary ny fahefatra dia Adonia, zanak' i Hagita; ary ny fahadimy dia Sefatia, zanak' i Abitala; Adoniasy zana' i Hagita, no fahefatra; Safatià zanak' i Abitala, no fahadimy. le quatrième Adonias, fils de Haggit; le cinquième Shephatya, fils d' Abital;

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 3.3 The fifth, Shephatiah of Abital: the sixth, Ithream by Eglah his wife. Sefatia, zanak' i Abitala, no fahadimy; Jitreama, zanak' i Egla vadiny, no fahenina. Safatiasa zanak' i Abitala, fahadimy; Jetraama zanak' i Eglà vadiny, fahenina. Shephatya le cinquième, d' Abital; Yitréam, le sixième, de Égla sa femme.
...............
1Tt / 1Tan 27.16 Furthermore over the tribes of Israel: the ruler of the Reubenites was Eliezer the son of Zichri: of the Simeonites, Shephatiah the son of Maachah: Ary izao no lohan ny firenen' Isiraely: Tamin' ny Robenita dia Eliezera, zanakalahin' i Zikry; tamin' ny Simeonita dia Sefatia, zanakalahin' i Maka; Izao kosa no lohan' ny fokon' Israely: amin' ny Robenita, Eliazera, zanak' i Zekrì; amin' ny Semeonita, Safatiasa zanak' i Maakà; Responsables des tribus d' Israël : Eliézer, fils de Zikri, commandait les Rubénites, Shephatyahu fils de Maaka les Siméonites,

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 21.2 And he had brethren the sons of Jehoshaphat, Azariah, and Jehiel, and Zechariah, and Azariah, and Michael, and Shephatiah: all these were the sons of Jehoshaphat king of Israel. Ary nanan-drahalahy, zanak' i Josafata, koa izy, dia Azaria sy Jehiela sy Zakaria sy Azaria sy Mikaela ary Sefatia; ireo rehetra ireo no zanak' i Josafata, mpanjakan' ny Isiraely. Nanan-drahalahy zanak' i Josafata koa Jorama, dia Azariasa, Jahiela, Zakariasa, Azariasa, Mikaela, ary Safatiasa; zanak' i Josafata mpanjakan' i Jodà avokoa ireo. Joram avait des frères, fils de Josaphat : Azarya, Yehiel, Zekaryahu, Azaryahu, Mikaèl et Shephatyahu; ce sont là tous les fils de Josaphat, roi d' Israël.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 2.4 The children of Shephatiah, three hundred seventy and two. ny taranak' i Sefatia dia roa amby fito-polo amby telon-jato; rao amby fitopolo sy telon-jato ny taranak' i Safatiasa; les fils de Shephatya : 372;
...............
Ezr / Esd 8.8 And of the sons of Shephatiah; Zebadiah the son of Michael, and with him fourscore males. Zebadia, zanak' i Mikaela, avy tamin' ny taranak' i Sefatia, mbamin' ny namany valo-polo lahy; tamin' ny taranak' i Safatiasa, Zebediasa zanak' i Mikaela, mbamin' ireo valopolo lahy izay niaraka taminy; des fils de Shephatya : Zebadya, fils de Mikaèl, et avec lui 80

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 7.9 The children of Shephatiah, three hundred seventy and two. ny taranak' i Sefatia dia roa amby fito-polo amby telon-jato; roa amby fitopolo sy telon-jato, ny taranak' i Safatiasa; les fils de Shephatya : 372;
...............
Neh / Ne 7.59 The children of Shephatiah, the children of Hattil, the children of Pochereth of Zebaim, the children of Amon. ny taranak' i Sefatia, ny taranak' i Hatila, ny taranak' i Pokereta-hazebaima, ny taranak' i Amona. ny taranak' i Safatiasa, ny taranak' i Hatilà, ny taranak' i Fakereta-Asebaima, ny taranak' i Amona. les fils de Shephatya, les fils de Hattil, les fils de Pokérèt-ha-Cebayim, les fils d' Amôn.
...............
Neh / Ne 11.4 And at Jerusalem dwelt certain of the children of Judah, and of the children of Benjamin. Of the children of Judah; Athaiah the son of Uzziah, the son of Zechariah, the son of Amariah, the son of Shephatiah, the son of Mahalaleel, of the children of Perez; Ary tany Jerosalema no nonenan' ny sasany tamin' ny taranak' i Joda sy ny taranak' i Benjamina. Ny avy tamin' ny taranak' i Joda dia Ataia, zanak' i Ozia, zanak' i Zakaria, zanak' i Amaria, zanak' i Sefatia, zanak' i Mahalalila, avy tamin' ny taranak' i Fareza; Ny niorim-ponenana tao Jerosalema dia ny avy amin' ny taranak' i Jodà sy Benjamina. Avy amin' ny taranak' i Jodà: Ataiasa zanak' i Aziama, zanak' i Zakaria, zanak' i Amariasa, zanak' i Safatiasa, zanak' i Malaleela, avy amin' ny taranak' i Faresa; A Jérusalem demeuraient des fils de Juda et des fils de Benjamin Parmi les fils de Juda : Ataya, fils de Uzziyya, fils de Zekarya, fils d' Amarya, fils de Shephatya, fils de Mahalaléel, des descendants de Pérèç;

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
Jer / Jr 38.1 Then Shephatiah the son of Mattan, and Gedaliah the son of Pashur, and Jucal the son of Shelemiah, and Pashur the son of Malchiah, heard the words that Jeremiah had spoken unto all the people, saying, Ary Safatia, zanak' i Matana, sy Gedalia, zanak' i Pasora, sy Jokala, zanak' i Semelia, ary Pasora, zanak' i Malkia, dia nandre ny teny izay efa nolazain' i Jeremia tamin' ny vahoaka rehetra nanao hoe: Tamin' izay Safatiasa zanak' i Matana, Gedeliasa zanak' i Fasora, ary Jokaly zanak' i Selemiasa, ary Fasora zanak' i Melkiasa, dia nandre ny teny nolazain' i Jeremia tamin' ny vahoaka rehetra hoe: Mais Shephatya, fils de Mattân, Gedalyahu, fils de Pashehur, Yukal, fils de Shélémyahu, et Pashehur, fils de Malkiyya, entendirent les paroles que Jérémie adressait à tout le peuple