|
|
Book of Jeremiah |
Jeremia |
Jeremia |
Livre de Jérémie |
... | ... | ... | ... | ... |
Jer / Jr 46.9 |
Come up, ye horses; and rage, ye chariots; and let the mighty men come forth; the Ethiopians and the Libyans, that handle the shield; and the Lydians, that handle and bend the bow. |
Miakara, ianareo soavaly, ary miriota toy ny adala, ianareo kalesy; Ary aoka hivoaka ny lehilahy mahery, dia ny Etiopiana sy ny Libyana, izay mitana ampinga, ary ny Lydiana, izay mitana sy manenjana tsipìka. |
Mandrosoa, ry soavaly; Mirimorimoa, ry kalesy! Miaingà, ry mpiady! Ry Etiopiana sy Libiana mitanà ampinga, Ry Lidiana, mitanà sy manenjàna tsipìka! |
Chevaux, chargez! Chars, foncez! Que s' avancent les guerriers, gens de Kush et de Put, porteurs de boucliers, Ludiens qui bandez l' arc!" |
|
|
Book of Ezekiel |
Ezekiela |
Ezekiela |
Livre d'Ezéchiel |
... | ... | ... | ... | ... |
Eze / Ez 27.10 |
They of Persia and of Lud and of Phut were in thine army, thy men of war: they hanged the shield and helmet in thee; they set forth thy comeliness. |
Ny avy any Persia sy ny Lydiana ary ny Libyana dia isan' ny miaramila mpiadinao; Nanantona ampinga sy fiarovan-doha teny aminao ireo ka nahatsara tarehy anao. |
Na Persa, na Lidiana, na Libiana, dia samy isan' ny miaramilanao. Ireny no lehilahy mpiadinao, nahantony teo aminao ny satroka fiarovana aman' ampinga, mampanetriketrika ny voninahitrao izy, mahamendrimendrika anao ery. |
Ceux de Perse, de Lud et de Put servaient dans ton armée comme gens de guerre; ils suspendaient chez toi le bouclier et le casque, ils faisaient ta splendeur. |
|
|
Book of Nahum |
Nahoma |
Nahoma |
Livre de Nahum |
... | ... | ... | ... | ... |
Nah Na 3.9 |
Ethiopia and Egypt were her strength, and it was infinite; Put and Lubim were thy helpers. |
Ny Etiopiana sy ny Egyptiana no heriny, Sady tsy hita lany ireny; Ny Lydiana sy ny Libyana no mpanampy azy. |
Etiopia no heriny, mbamin' ny Ejipta koa, ary be tsy hita isa ireny; Foty sy ny Libiana no mpanampy anao. |
Sa puissance, c'était Kush et l'Égypte, sans fin. Put et les Libyens étaient ses auxiliaires. |