Isa / Iz 20.1 |
In the year that Tartan came unto Ashdod, (when Sargon the king of Assyria sent him,) and fought against Ashdod, and took it; |
Tamin' ny taona nankanesan' i Tartana tany Asdoda, raha nirahin' i Sargona, mpanjakan' i Asyria, izy ka namely an' i Asdoda ary nahafaka azy, |
Tamin' ny taona nahatongavan' i Tartana nirahin' i Sargona mpanjakan' i Asiria tany Azota, sy nanaovany fahirano azy, sy nahafahany azy, |
L' année où le général en chef envoyé par Sargon, roi d' Assur, vint à Ashdod pour l' attaquer et s' en emparer, |