Toko sy andininy momba Izaia

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 19.2 And he sent Eliakim, which was over the household, and Shebna the scribe, and the elders of the priests, covered with sackcloth, to Isaiah the prophet the son of Amoz. Ary izy naniraka an' i Eliatima, lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary ny lohan' ny mpisorona samy nitafy lamba fisaonana hankany amin' Isaia mpaminany, zanak' i Amoza. dia naniraka an' i Eliasima lehiben' ny tao an-dapa, sy Sobna mpanoratra, mbamin' ireo lohan' ny mpisorona, samy mitafy lasaka, ho any amin' i Izaia mpaminany, zanak' i Amosa. Il envoya le maître du palais Elyaqim, le secrétaire Shebna et les anciens des prêtres, couverts de sacs, auprès du prophète Isaïe fils d' Amoç.
...............
2Mp 19.5 So the servants of king Hezekiah came to Isaiah. Dia nankany amin' Isaia ny mpanompon' i Hezekia mpanjaka. Dia nankany amin' Izaia ny mpanompon' i Ezekiasa mpanjaka, Lorsque les ministres du roi Ezéchias furent arrivés auprès d' Isaïe,
2Mp 19.6 And Isaiah said unto them, Thus shall ye say to your master, Thus saith the Lord, Be not afraid of the words which thou hast heard, with which the servants of the king of Assyria have blasphemed me. Ary hoy Isaia taminy: Ambarao amin' ny tomponareo hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Aza matahotra ny teny efa renao, dia izay nanompan' iretsy ankizilahin' ny mpanjakan' i Asyria iretsy Ahy. ka hoy Izaia tamin' izy ireo: Izao no holazainao amin' ny tomponareo, izao no lazain' ny Tompo: Aza mivadi-po amin' ny teny efa renao sy naniratsiran' ny mpanompon' ny mpanjakan' i Asiria ahy, celui-ci leur dit : "Vous direz à votre maître : Ainsi parle Yahvé. N' aie pas peur des paroles que tu as entendues, des blasphèmes que les valets du roi d' Assyrie ont lancés contre moi.
...............
2Mp 19.20 Then Isaiah the son of Amoz sent to Hezekiah, saying, Thus saith the Lord God of Israel, That which thou hast prayed to me against Sennacherib king of Assyria I have heard. Ary Isaia, zanak' i Amoza, dia naniraka hankany amin' i Hezekia, nanao hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Ilay fitarainana nataonao tamiko ny amin' i Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, dia efa nohenoiko. Dia naniraka tany amin' i Ezekiasa Izaia zanak' i Amosa hilaza hoe: Izao no lazain' ny Tompo Andriamanitr' Israely: Nohenoiko ny vavaka nataonao tamiko, ny amin' i Senakeriba mpanjakan' i Asiria. Alors Isaïe, fils d' Amoç, envoya dire à Ezéchias : "Ainsi parle Yahvé, Dieu d' Israël. J' ai entendu la prière que tu m' as adressée au sujet de Sennachérib, roi d' Assyrie.
2Mp 20.1 In those days was Hezekiah sick unto death. And the prophet Isaiah the son of Amoz came to him, and said unto him, Thus saith the Lord, Set thine house in order; for thou shalt die, and not live. Ary tamin' izany andro izany dia narary saiky maty Hezekia. Ary Isaia mpaminany, zanak' i Amoza, nankao aminy ka nilaza taminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Hafaro ny ankohonanao, fa ho faty ianao, fa tsy ho velona. Tamin' izany andro izany, narary efa ho faty Ezekiasa. Ka tonga tao aminy Izaia zanak' i Amosa nilaza taminy hoe: Izao no lazain' ny Tompo: Ataovy izay hafatrao amin' ny ankohonanao, fa efa ho faty hianao, fa tsy ho velona intsony. En ces jours-là, Ezéchias fut atteint d' une maladie mortelle. Le prophète Isaïe, fils d' Amoç, vint lui dire : "Ainsi parle Yahvé. Mets ordre à ta maison, car tu vas mourir, tu ne vivras pas."
...............
2Mp 20.4 And it came to pass, afore Isaiah was gone out into the middle court, that the word of the Lord came to him, saying, Ary raha tsy mbola tafavoaka ny tanàna afovoany Isaia, dia tonga taminy ny tenin' i Jehovah nanao hoe: Tsy mbola lasa nivoaka hatrany amin' ny kianja afovoany akory Izaia, dia tonga taminy ny tenin' ny Tompo nanao hoe: Isaïe n'était pas encore sorti de la cour centrale que lui parvint la parole de Yahvé
...............
2Mp 20.7 And Isaiah said, Take a lump of figs. And they took and laid it on the boil, and he recovered. Ary hoy Isaia: Makà ampempan' aviavy. Ary dia nalainy ka napetany tamin' ny vay, dia sitrana izy. Dia hoy Izaia: Makà ampempan' aviavy. Dia nalaina izany, dia napetaka tamin' ny boiboika dia sitrana i Ezekiasa. Isaïe dit : "Prenez un pain de figues"; on en prit un, on l' appliqua sur l' ulcère et le roi guérit.
2Mp 20.8 And Hezekiah said unto Isaiah, What shall be the sign that the Lord will heal me, and that I shall go up into the house of the Lord the third day? Ary hoy Hezekia tamin' i Isaia: Inona no famantarana fa hositranin' i Jehovah aho ka hiakatra any an-tranon' i Jehovah raha afaka ampitso? Efa niteny tamin' Izaia Ezekiasa nanao hoe: Inona no famantaran' ny fahasitranan' ny Tompo ahy, sy hiakarako any an-tranon' ny Tompo ao anatin' ny hateloana? Ezéchias dit à Isaïe : "A quel signe connaîtrai-je que Yahvé va me guérir et que, dans trois jours, je monterai au Temple de Yahvé?"
2Mp 20.9 And Isaiah said, This sign shalt thou have of the Lord, that the Lord will do the thing that he hath spoken: shall the shadow go forward ten degrees, or go back ten degrees? Dia hoy Isaia: Izao no famantarana ho anao avy amin' i Jehovah hahalalanao fa Jehovah hanao izay zavatra nolazainy: handroso hàdiny folo va ny aloka, sa hiverina hàdiny folo? Ary hoy Izaia: Izao no famantarana ho anao avy amin' ny Tompo, hahalalànao fa ho tanterahin' ny Tompo ny teny voalazany: handroso ambaratonga folo va ny aloka sa hihemotra ambaratonga folo? Isaïe répondit : "Voici, de la part de Yahvé, le signe qu' il fera ce qu' il a dit : Veux-tu que l' ombre avance de dix degrés, ou qu' elle recule de dix degrés?"
...............
2Mp 20.11 And Isaiah the prophet cried unto the Lord: and he brought the shadow ten degrees backward, by which it had gone down in the dial of Ahaz. Ary Isaia mpaminany nitaraina tamin' i Jehovah, ka nampiverina ny aloka hàdiny folo Jehovah, dia ilay nidinany teo amin' ny dialin' i Ahaza. Tamin' izay nangataka tamin' ny Tompo ny mpaminany ka nahemony ambaratonga folo ny aloka teo amin' ny ambaratongan' i Akaza, dia teo amin' ny ambaratonga efa nidinany. Le prophète Isaïe invoqua Yahvé et celui-ci fit reculer l' ombre sur les degrés que le soleil avait descendus, les degrés de la chambre haute d' Achaz dix degrés en arrière.
...............
2Mp 20.14 Then came Isaiah the prophet unto king Hezekiah, and said unto him, What said these men? and from whence came they unto thee? And Hezekiah said, They are come from a far country, even from Babylon. Dia nankany amin' i Hezekia mpanjaka Isaia mpaminany ka nanao taminy hoe: Ahoana no nolazain' ireo olona nankaty aminao ireo, ary avy taiza moa izy? Ary hoy Hezekia: Avy tany an-tany lavitra izy, dia avy tany Babylona. Fa tonga tao amin' i Ezekiasa mpanjaka kosa Izaia mpaminany, ka nanao taminy hoe: Ahoana no nolazain' ireny olona ireny, ary avy aiza moa izy ireny no tonga tatý aminao? Dia hoy ny navalin' i Ezekiasa: Avy amin' ny tany lavitra izy, dia avy any Babilona. Alors le prophète Isaïe vint chez le roi Ezéchias et lui demanda : "Qu' ont dit ces gens-là et d' où sont-ils venus chez toi?" Ezéchias répondit : "Ils sont venus d' un pays lointain, de Babylone."
...............
2Mp 20.16 And Isaiah said unto Hezekiah, Hear the word of the Lord. Ary hoy Isaia tamin' i Hezekia: Henoy ary ny tenin' i Jehovah: Dia hoy Izaia tamin' i Ezekiasa: Henoy ny tenin' ny Tompo: Alors Isaïe dit à Ezéchias : "Ecoute la parole de Yahvé
...............
2Mp 20.19 Then said Hezekiah unto Isaiah, Good is the word of the Lord which thou hast spoken. And he said, Is it not good, if peace and truth be in my days? Dia hoy Hezekia tamin' Isaia: Tsara ny tenin' i Jehovah izay nolazainao. Ary hoy koa izy: Eny, tsy izany va, raha misy fiadanana amin' ny androko ka handry fahizay? Dia hoy ny navalin' i Ezekiasa tamin' Izaia: Tsara ny tenin' ny Tompo notononinao. Dia hoy indray izy hoe: Eny, satria homba ahy amin' ny andro hiainako ny fiadanana sy ny hatezana. Ezéchias dit à Isaïe : "C' est une parole favorable de Yahvé que tu annonces." Il pensait en effet : "Pourquoi pas? S' il y a paix et sûreté pendant ma vie!"

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 26.22 Now the rest of the acts of Uzziah, first and last, did Isaiah the prophet, the son of Amoz, write. Ary ny tantaran' i Ozia sisa, na ny voalohany na ny farany, dia efa nosoratan' Isaia mpaminany, zanak' i Amoza; Ny asan' i Oziasa sisa, ny voalohany sy ny farany, dia efa voasoratr' Izaia, zanak' i Amosa, mpaminany. Le reste de l' histoire d' Ozias, du début à la fin, a été écrit par le prophète Isaïe, fils d' Amoç.
...............
2Tt / 2Tan 32.20 And for this cause Hezekiah the king, and the prophet Isaiah the son of Amoz, prayed and cried to heaven. Ary noho izany dia nivavaka Hezekia mpanjaka sy Isaia mpaminany, zanak' i Amoza, ka nitaraina tamin' ny lanitra. Noho izany dia raikitra nivavaka Ezekiasa mpanjaka sy Izaia mpaminany, zanak' i Amosa, ka nitaraina tamin' ny lanitra izy. Dans cette situation, le roi Ézéchias et le prophète Isaïe, fils d' Amoç, prièrent et implorèrent le ciel.
...............
2Tt / 2Tan 32.32 Now the rest of the acts of Hezekiah, and his goodness, behold, they are written in the vision of Isaiah the prophet, the son of Amoz, and in the book of the kings of Judah and Israel. Ary ny tantaran' i Hezekia sisa mbamin' ny soa nataony, indro, efa voasoratra ao amin' ny fahitan' Isaia mpaminany, zanak' i Amoza, sy ao amin' ny bokin' ny mpanjakan' ny Joda sy ny Isiraely izany. Ny asan' i Ezekiasa sisa, mbamin' ny asany momba ny fivavahana, dia efa voasoratra ao amin' ny Fahitan' Izaia mpaminany zanak' i Amosa sy ao amin' ny bokin' ny mpanjakan' i Jodà sy Israely. Le reste de l' histoire d'Ézéchias, les témoignages de sa piété se trouvent écrits dans la vision du prophète Isaïe, fils d' Amoç, au livre des rois de Juda et d' Israël.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 8.7 And of the sons of Elam; Jeshaiah the son of Athaliah, and with him seventy males. Jesaia, zanak' i Atalia, avy tamin' ny taranak' i Elama, mbamin' ny namany fito-polo lahy; tamin' ny taranak' i Alama, Izaia, zanak' i Ataliasa mbamin' ireo enimpolo lahy izay niaraka taminy; des fils de Elam : Yeshaya, fils d' Atalya, et avec lui 70 mâles;
...............
Ezr / Esd 8.19 And Hashabiah, and with him Jeshaiah of the sons of Merari, his brethren and their sons, twenty; ary Hasabia sy Jesaia, avy tamin' ny taranak' i Merary, mbamin' ny rahalahiny ary ny zanany roa-polo lahy; Hasabiasa ary Izaia koa miaraka aminy, avy amin' ny taranak' i Merarì, mbamin' ireo rahalahiny sy zanany roapolo lahy; plus Hashabya et avec lui son frère Yeshaya, des fils de Merari, ainsi que leurs fils : vingt hommes.

      Eklesiastika L'Ecclésiastique
...............
Si 48.20 Niantso ny Tompo be indrafo izy, nanandra-tanana taminy, ary nandre azy niaraka tamin' izay ny Masina any an-danitra, ka nanafaka azy tamin' ny alalan' Izaia. ils firent appel au Seigneur miséricordieux, tendant les mains vers lui. Du ciel, le Saint se hâta de les écouter et les délivra par la main d' Isaïe,
...............
Si 48.22 Fa nanao ny sitraky ny Tompo Ezekiasa, ary nifikitra mafy tamin' ny lalan' i Davida rainy, araka ny famporisihan' Izaia ilay mpaminany lehibe sy marina amin' ny fahitany. Car Ezéchias fit ce qui plaît au Seigneur et se montra fort en suivant David son père, comme le lui ordonna le prophète Isaïe, le grand, le fidèle dans ses visions.
Si 48.23 Tamin' ny androny nihemotra ny masoandro, ary nohalavain' Izaia ny andro iainan' ny mpanjaka De son temps le soleil recula; il prolongea la vie du roi.

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
Isa / Iz 1.1 The vision of Isaiah the son of Amoz, which he saw concerning Judah and Jerusalem in the days of Uzziah, Jotham, Ahaz, and Hezekiah, kings of Judah. Ny fahitan' Isaia, zanak' i Amoza, izay hitany ny amin' ny Joda sy Jerosalema tamin' ny andron' i Ozia sy Jotama sy Ahaza ary Hezekia, izay samy mpanjakan' ny Joda. Fahitan' Izaia, zanak' i Amosa, momba an' i Jodà sy Jerosalema, izay hitany tamin' ny andron' i Oziasa, Joatama, Akaza ary Ezekiasa, mpanjakan' i Jodà. Vision d' Isaïe, fils d' Amoç, qu' il reçut au sujet de Juda et de Jérusalem, au temps d' Ozias, de Yotam, d' Achaz et d'Ézéchias, rois de Juda.
Isa / Iz 2.1 The word that Isaiah the son of Amoz saw concerning Judah and Jerusalem. Ny teny izay hitan' Isaia, zanak' i Amoza, ny amin' ny Joda sy Jerosalema. Ny teny hitan' Izaia, zanak' i Amosa momba an' i Jodà sy Jerosalema. Vision d' Isaïe, fils d' Amoç, au sujet de Juda et de Jérusalem.
...............
Isa / Iz 7.3 Then said the Lord unto Isaiah, Go forth now to meet Ahaz, thou, and Shearjashub thy son, at the end of the conduit of the upper pool in the highway of the fuller' s field; Ary hoy Jehovah tamin' Isaia: Mivoaha ianao sy Seara-jasoba zanakao hitsena an' i Ahaza eo amin' ny faran' ny lakan-drano amin' ny kamory ambony, eo amin' ny lalambe mankamin' ny sahan' ny mpamotsy lamba, Dia hoy Iaveh tamin' Izaia: Mivoaha hianao sy Seara-Jasoba, zanakao, hitsena an' i Akaza eo amin' ny faran' ny lakan-dranon' ny kamory ambony, amin' ny làlan' ny sahan' ny mpamotsy lamba; Et Yahvé dit à Isaïe : Sors au-devant d' Achaz, toi et Shéar-Yashub ton fils, vers l' extrémité du canal de la piscine supérieure, vers le chemin du champ du Foulon.
...............
Isa / Iz 7.13 And he said, Hear ye now, O house of David; Is it a small thing for you to weary men, but will ye weary my God also? Dia hoy Isaia: Mihainoa ary, ny taranak' i Davida: Ataonareo ho zavatra kely foana moa ny hanasatra ny olona, no dia hanasatra an' Andriamanitro koa ianareo ? Ka hoy Izaia: Mihainoa, ry taranak' i Davida: Mbola tsy ampy anareo va ny mahasasatra ny olombelona, no dia mbola mahasasatra an' Andriamanitra koa hianareo? Il dit alors : Écoutez donc, maison de David! est-ce trop peu pour vous de lasser les hommes, que vous lassiez aussi mon Dieu ?
Isa / Iz 13.1 The burden of Babylon, which Isaiah the son of Amoz did see. Faminaniana hitan' Isaia, zanak' i Amoza, ny amin' ny loza hanjo an' i Babylona. Faminaniana momba an' i Babilona nambara tamin' Izaia, zanak' i Amosa. Oracle sur Babylone, vu par Isaïe, fils d' Amoç.
...............
Isa / Iz 20.2 At the same time spake the Lord by Isaiah the son of Amoz, saying, Go and loose the sackcloth from off thy loins, and put off thy shoe from thy foot. And he did so, walking naked and barefoot. tamin' izany andro izany no nampitondran' i Jehovah teny an' Isaia, zanak' i Amoza, hoe: Andeha, borahy ny lamba fisaonana ho afaka amin' ny valahanao, ary esory ny kiraronao hiala amin' ny tongotrao. Dia nanao izany izy ka nandeha tsy nitafy sady tsy nikiraro. tamin' izany andro izany niteny Iaveh tamin' ny alalan' Izaia, zanak' i Amosa nanao hoe: Mandehana, borahy ny lasaka manarona ny valahanao, ary esory ny kapa hiala amin' ny tongotrao. Dia nataony izany, ka nandeha tsy nitafy sy tsy nikiraro izy. en ce temps-là, Yahvé parla par le ministère d' Isaïe fils d' Amoç; il dit : " Va, dénoue le sac que tu as sur les reins, et ôte les sandales de tes pieds. " Et il fit ainsi, allant nu et déchaussé.
Isa / Iz 20.3 And the Lord said, Like as my servant Isaiah hath walked naked and barefoot three years for a sign and wonder upon Egypt and upon Ethiopia; Ary hoy Jehovah: Tahaka ny nandehanan' Isaia mpanompoko telo taona sady tsy nitafy no tsy nikiraro mba ho famantarana sy ho fahagagana ny amin' i Egypta sy Etiopia, Ary hoy Iaveh: Toy ny nandehanan' Izaia, mpanompoko, tsy nitafy, tsy nikiraro, fa famantarana amam-pambara mandritra ny telo taona, ho an' i Ejipta sy Etiopia izy, Et Yahvé dit : " De même que mon serviteur Isaïe a marché nu et déchaussé pendant trois ans, pour être un signe et un présage contre l'Égypte et contre Kush,
...............
Isa / Iz 37.2 And he sent Eliakim, who was over the household, and Shebna the scribe, and the elders of the priests covered with sackcloth, unto Isaiah the prophet the son of Amoz. ary izy naniraka an' i Eliakima, lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary ny lohan' ny mpisorona, samy nitafy lamba fisaonana avokoa, hankany amin' Isaia mpaminany, zanak' i Amoza, Ary nirahiny Eliasima, lehiben' ny ao an-dapa, sy Sobnà, mpanoratra, ary ny lohandohan' ny mpisorona, samy voatafy lasaka, ho any amin' Izaia zanak' i Amosa, mpaminany, Il envoya le maître du palais Élyaqim, le secrétaire Shebna et les anciens des prêtres, couverts de sacs, auprès du prophète Isaïe, fils d' Amoç.
...............
Isa / Iz 37.5 So the servants of king Hezekiah came to Isaiah. Dia nankany amin' Isaia ny mpanompon' i Hezekia mpanjaka. Lasa nankany amin' Izaia ireo mpanompon' i Ezekiasa, mpanjaka, Lorsque les ministres du roi Ézéchias furent arrivés auprès d' Isaïe,
Isa / Iz 37.6 And Isaiah said unto them, Thus shall ye say unto your master, Thus saith the Lord, Be not afraid of the words that thou hast heard, wherewith the servants of the king of Assyria have blasphemed me. Ary hoy Isaia taminy: Ambarao amin' ny tomponareo hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Aza matahotra ny teny efa renao, dia izay nanompan' iretsy ankizilahin' ny mpanjakan' i Asyria iretsy Ahy. dia hoy Izaia tamin' izy ireo: Izao no holazainareo amin' ny tomponareo: Toy izao no tenin' ny Tompo: Aza matahotra ny teny efa renao, izay naniratsiran' ny mpanompon' ny mpanjakan' i Asiria ahy. celui-ci leur dit : " Vous direz à votre maître : Ainsi parle Yahvé. N' aie pas peur des paroles que tu as entendues, des blasphèmes que les valets du roi d' Assyrie ont lancés contre moi.
...............
Isa / Iz 37.21 Then Isaiah the son of Amoz sent unto Hezekiah, saying, Thus saith the Lord God of Israel, Whereas thou hast prayed to me against Sennacherib king of Assyria: Ary Isaia, zanak' i Amoza, dia naniraka hankany amin' i Hezekia nanao hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Ny amin' ilay fitarainana nataonao tamiko ny amin' i Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, Dia naniraka ho any amin' i Ezekiasa Izaia, zanak' i Amosa, hilaza hoe: Izao no lazain' ny Tompo, Andriamanitr' Israely: Efa reko ny vavaka nataonao tamiko, ny amin' i Senakeriba, mpanjakan' i Asiria; Alors Isaïe fils d' Amoç envoya dire à Ézéchias : " Ainsi parle Yahvé, Dieu d' Israël, à propos de la prière que tu m' as adressée au sujet de Sennachérib, roi d' Assyrie.
Isa / Iz 38.1 In those days was Hezekiah sick unto death. And Isaiah the prophet the son of Amoz came unto him, and said unto him, Thus saith the Lord, Set thine house in order: for thou shalt die, and not live. Ary tamin' izany andro izany dia narary saiky maty Hezekia; ary Isaia mpaminany zanak' i Amoza, nankao aminy ka nilaza taminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Hafaro ny ankohonanao, fa ho faty ianao, fa tsy ho velona. Tamin' izany andro izany, narary efa ho faty Ezekiasa. Ary tonga tao aminy Izaia, zanak' i Amosa, nanao taminy hoe: Izao no lazain' ny Tompo: Omeo ny fianakavianao izay didinao, fa ho faty hianao, fa tsy ho velona intsony. En ces jours-là, Ézéchias fut atteint d' une maladie mortelle. Le prophète Isaïe, fils d' Amoç, vint lui dire : " Ainsi parle Yahvé. Mets ordre à ta maison, car tu vas mourir, tu ne vivras pas. "
...............
Isa / Iz 38.4 Then came the word of the Lord to Isaiah, saying, Dia tonga tamin' Isaia ny tenin' i Jehovah nanao hoe: Dia tonga tamin' Izaia ny tenin' ny Tompo, nanao hoe: Alors la parole de Yahvé se fit entendre à Isaïe :
...............
Isa / Iz 38.21 For Isaiah had said, Let them take a lump of figs, and lay it for a plaister upon the boil, and he shall recover. Ary hoy Isaia: Makà ampempan' aviavy, ary apetaho amin' ny vay izany, mba ho sitrana izy. Hoy Izaia: Mitondrà ampempan' aviavy iray, dia apetaho amin' ny fery, ary aoka ho sitrana ny mpanjaka. Ary hoy Ezekiasa: Inona no famantarana ahalalako fa hiakatra any amin' ny tranon' ny Tompo aho? Isaïe dit : "Qu' on apporte un pain de figues, qu' on l' applique sur l' ulcère, et il vivra."
...............
Isa / Iz 39.3 Then came Isaiah the prophet unto king Hezekiah, and said unto him, What said these men? and from whence came they unto thee? And Hezekiah said, They are come from a far country unto me, even from Babylon. Dia nankany amin' i Hezekia mpanjaka mpaminany ka nanao taminy hoe: Ahoana no nolazain' ireo olona ireo, ary avy taiza nihaviany hankatý aminao? Ary hoy Hezekia: Nankaty amiko avy tany an-tany lavitra izy, dia avy tany Babylona. Dia nankao amin' i Ezekiasa mpanjaka Izaia, mpaminany, ka nanao taminy hoe: Inona no nolazain' ireo olona ireo; ary avy aiza izy ireo no nankaty aminao? Hoy ny navalin' i Ezekiasa: Avy lavitra izy ireo no nankaty amiko; avy any Babilona. Alors le prophète Isaïe vint trouver le roi Ézéchias et lui demanda : " Qu' ont dit ces gens-là, et d' où sont-ils venus chez toi ? " Ézéchias répondit : " Ils sont venus d' un pays lointain, de Babylone. "
Isa / Iz 39.4 Then said he, What have they seen in thine house? And Hezekiah answered, All that is in mine house have they seen: there is nothing among my treasures that I have not shewed them. Dia hoy izy: Ka inona avy anefa no hitany tato ananonao? Ary hoy Hezekia: Izay rehetra an-tranoko dia efa hitany avokoa; tsy nisy zavatra tsy nasehoko azy ny ao amin' ny firaketako rehetra. Ary hoy Izaia: Inona avy no hitany tato an-tranonao? Ka hoy ny navalin' i Ezekiasa: Hitany avokoa izay rehetra ato an-tranoko; tsy misy tsy nasehoko azy ny firaketako rehetra. Isaïe reprit : " Qu' ont-ils vu dans ton palais ? " Ézéchias répondit : " Ils ont vu tout ce qu' il y a dans mon palais : il n' y a dans mes magasins rien que je ne leur aie montré. "
Isa / Iz 39.5 Then said Isaiah to Hezekiah, Hear the word of the Lord of hosts: Ary hoy Isaia tamin' i Hezekia: Henoy ny tenin' i Jehovah, Tompon' ny maro: Dia hoy Izaia tamin' i Ezekiasa: Henoy ny tenin' ny Tompon' ny tafika: Alors Isaïe dit à Ézéchias : " Écoute la parole de Yahvé Sabaot!
...............
Isa / Iz 39.8 Then said Hezekiah to Isaiah, Good is the word of the Lord which thou hast spoken. He said moreover, For there shall be peace and truth in my days. Dia hoy Hezekia tamin' Isaia: Tsara ny tenin' i Jehovah izay nolazainao. Ary hoy koa izy: Eny, hisy fiadanana amin' ny androko handry fahizay. Ka hoy Ezekiasa tamin' Izaia: Tsara ny tenin' ny Tompo nambaranao; ary nanampy teny izy nanao hoe: fa hisy fiadanana sy fandriana fahizay, amin' ny androko. Ézéchias dit à Isaïe : " C' est une parole favorable de Yahvé que tu annonces. " Il pensait en effet : " Il y aura paix et sûreté ma vie durant. "

  The Gospel according to Matthew Matio Matio L'Évangile selon Saint Matthieu
...............
Mat / Mt 3.3 For this is he that was spoken of by the prophet Esaias, saying, The voice of one crying in the wilderness, Prepare ye the way of the Lord, make his paths straight. Fa izy no ilay nampilazaina an' Isaia mpaminany hoe: Injany! misy feon' ny miantso mafy any an-efitra hoe: Amboary ny lalan' i Jehovah, Ataovy mahitsy ny lalan-kalehany (Isa. 40. 3). Izy no ilay voalazan' Izaia mpaminany hoe: Re ny feon' izay miantso any an' efitra hoe: Amboary ny làlan' ny Tompo, ahitsio ny alehany. C' est bien lui dont a parlé Isaïe le prophète : Voix de celui qui crie dans le désert : Préparez le chemin du Seigneur, rendez droits ses sentiers.
...............
Mat / Mt 4.14 That it might be fulfilled which was spoken by Esaias the prophet, saying, mba hahatanteraka izay nampilazaina an' Isaia mpaminany hoe: mba ho tanteraka ny teny nolazain' Izaia mpaminany hoe: pour que s' accomplît l' oracle d' Isaïe le prophète :
...............
Mat / Mt 8.17 That it might be fulfilled which was spoken by Esaias the prophet, saying, Himself took our infirmities, and bare our sicknesses. mba, hahatanteraka izay nampilazaina an' Isaia mpaminany hoe: Izy naka ny rofintsika sy nitondra ny aretintsika (Isa. 53. 4). mba ho tanteraka ilay tenin' Izaia mpaminany hoe: Izy naka ny rofintsika, sy nitondra ny aretintsika. afin que s' accomplît l' oracle d' Isaïe le prophète : Il a pris nos infirmités et s' est chargé de nos maladies.
...............
Mat / Mt 12.17 That it might be fulfilled which was spoken by Esaias the prophet, saying, mba hahatanteraka izay nampilazaina an' Isaia mpaminany hoe: mba ho tanteraka ny teny nolazain' Izaia mpaminany hoe: pour que s' accomplît l' oracle d' Isaïe le prophète :
...............
Mat / Mt 13.14 And in them is fulfilled the prophecy of Esaias, which saith, By hearing ye shall hear, and shall not understand; and seeing ye shall see, and shall not perceive: Dia tanteraka aminy ny faminanian' Isaia, izay manao hoe: Handre mandrakariva ihany ianareo, fa tsy hahafantatra: Ary hijery mandrakariva ihany ianareo, fa tsy hahita; ka tanteraka aminy ilay faminanian' Izaia manao hoe: Handre amin' ny sofinareo hianareo fa tsy hahalala, ary hijery amin' ny masonareo fa tsy hahita; Ainsi s' accomplit pour eux la prophétie d' Isaïe qui disait : Vous aurez beau entendre, vous ne comprendrez pas ; vous aurez beau regarder, vous ne verrez pas.
...............
Mat / Mt 15.7 Ye hypocrites, well did Esaias prophesy of you, saying, Ry mpihatsaravelatsihy, marina ny naminanian' Isaia anareo hoe: Ry mpihatsaravelatsihy, marina ny naminanian' Izaia anareo hoe: Hypocrites ! Isaïe a bien prophétisé de vous, quand il a dit :

  The Gospel according to Mark Marka Marka L'Évangile selon Saint Marc
...............
Mar / Mk 1.2 As it is written in the prophets, Behold, I send my messenger before thy face, which shall prepare thy way before thee. Araka izay voasoratra ao amin' Isaia mpaminany hoe: Indro, Izaho maniraka ny irako hialoha Anao, Izay hamboatra ny lalanao (Mal 3. 1); Araka izay voasoratra ao amin' Izaia mpaminany hoe: Indro aho maniraka ny anjeliko eo alohanao, izay hamboatra ny làlanao; Selon qu' il est écrit dans Isaïe le prophète : Voici que j' envoie mon messager en avant de toi pour préparer ta route.
...............
Mar / Mk 7.6 He answered and said unto them, Well hath Esaias prophesied of you hypocrites, as it is written, This people honoureth me with their lips, but their heart is far from me. Fa Jesosy nanao taminy hoe: Marina ny naminanian' Isaia anareo mpihatsaravelatsihy, araka ny voasoratra hoe: Ity firenena ity manaja Ahy amin' ny molony, Fa ny fony kosa lavitra Ahy. Ary hoy ny navaliny azy ireo: Marina tokoa ny naminanian' Izaia anareo mpihatsaravelatsihy, araka ny voasoratra hoe: Ity firenena ity manaja ahy amin' ny molony, fa manalavitra ahy ny fony; Il leur dit : " Isaïe a bien prophétisé de vous, hypocrites, ainsi qu' il est écrit : Ce peuple m' honore des lèvres ; mais leur coeur est loin de moi.

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 3.4 As it is written in the book of the words of Esaias the prophet, saying, The voice of one crying in the wilderness, Prepare ye the way of the Lord, make his paths straight. araka ny voasoratra ao amin' ny bokin' ny tenin' Isaia mpaminany hoe: Injany! misy feon' ny miantso mafy any an-efitra hoe: Amboary ny lalan' i Jehovah, Ataovy mahitsy ny lalan-kalehany. araka ny voasoratra ao amin' ny bokin' ny tenin' Izaia mpaminany hoe: Re ny feon' ilay miantso any an' efitra hoe: Amboary ny làlan' ny Tompo, ahitsio ny halehany; comme il est écrit au livre des paroles d' Isaïe le prophète : Voix de celui qui crie dans le désert : Préparez le chemin du Seigneur, rendez droits ses sentiers ;
...............
Lio / Lk 4.17 And there was delivered unto him the book of the prophet Esaias. And when he had opened the book, he found the place where it was written, Dia natolotra Azy ny bokin' Isaia mpaminany; ary nony namelatra ny boky Izy, dia nahita ny teny voasoratra hoe: Natolotra azy ny bokin' Izaia mpaminany, ka nony novelariny dia hitany ny teny voasoratra hoe: On lui remit le livre du prophète Isaïe et, déroulant le livre, il trouva le passage où il était écrit :

  The Gospel according to John Jaona Joany L'Évangile selon Saint Jean
...............
Jao / Jo 1.23 He said, I am the voice of one crying in the wilderness, Make straight the way of the Lord, as said the prophet Esaias. Dia hoy izy: Izaho dia feon' ny miantso mafy any an-efitra hoe: Ataovy mahitsy ny lalan' i Jehovah (Isa. 40. 3), araka izay nolazain' Isaia mpaminany. Dia hoy izy: Izaho no feon' ny miantso any an' efitra hoe: Ahitsio ny làlan' ny Tompo, araka izay voalazan' Izaia mpaminany. Il déclara : " Je suis la voix de celui qui crie dans le désert : Rendez droit le chemin du Seigneur, comme a dit Isaïe, le prophète. "
...............
Jao / Jo 12.38 That the saying of Esaias the prophet might be fulfilled, which he spake, Lord, who hath believed our report? and to whom hath the arm of the Lord been revealed? mba hahatanteraka ny teny nataon' Isaia mpaminany hoe: Tompoko, iza no nino ny teny nampitondraina anay? Ary iza no nampisehoana ny sandrin' i Jehovah? (Isa. 53. 1.) mba hahatanteraka ny tenin' Izaia mpaminany manao hoe: Tompo ô, iza moa no nino izay teny nampilazaina anay, ary zovy no nampisehoana ny sandrin' ny Tompo? afin que s' accomplît la parole dite par Isaïe le prophète : Seigneur, qui a cru à notre parole ? et le bras du Seigneur, à qui a-t-il été révélé ?
Jao / Jo 12.39 Therefore they could not believe, because that Esaias said again, Izany no tsy nahaizany nino, satria hoy koa Isaia: Izany no tsy nahazoan' izy ireo nino, sady hoy koa Izaia: Aussi bien ne pouvaient-ils croire, car Isaïe a dit encore :
...............
Jao / Jo 12.41 These things said Esaias, when he saw his glory, and spake of him. Izany teny izany no nolazain' Isaia, satria nahita ny voninahiny izy ka nilaza Azy. Izaia no nilaza izany dia nahita ny voninahitry ny Tompo izy, ka nanambara azy. Isaïe a dit cela, parce qu' il eut la vision de sa gloire et qu' il parla de lui.

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 8.28 Was returning, and sitting in his chariot read Esaias the prophet. dia nody izy ka nipetraka teo anatin' ny kalesiny ary namaky teny tao amin' Isaia mpaminany Nony niverina izy, ka nipetraka teo ambonin' ny kalesiny, dia namaky ny bokin' Izaia mpaminany. s' en retournait, assis sur son char, en lisant le prophète Isaïe.
...............
Asa 8.30 And Philip ran thither to him, and heard him read the prophet Esaias, and said, Understandest thou what thou readest? Ary Filipo nihazakazaka nankeo aminy, dia nandre azy mamaky teny tao amin' Isaia mpaminany, ka niteny taminy hoe: Moa fantatrao va izay vakinao? Dia nihazakazaka Filipo ka nandre ilay olona namaky ny bokin' Izaia mpaminany, ary nanao taminy hoe: Moa fantatrao tsara va izay vakianao? Philippe y courut, et il entendit que l' eunuque lisait le prophète Isaïe. Il lui demanda : " Comprends-tu donc ce que tu lis ? " -
...............
Asa 28.25 And when they agreed not among themselves, they departed, after that Paul had spoken one word, Well spake the Holy Ghost by Esaias the prophet unto our fathers, Ary raha tsy niray saina ireo dia niala, rehefa nanao teny indraim-bava Paoly hoe: Marina izay nampilazain' ny Fanahy Masina an' Isaia mpaminany tamin' ny razanareo Noho izy ireo tsy niray saina ka ndeha hiala, dia izao ihany no nanampin' i Paoly: Marina tokoa lahy ny tenin' ny Fanahy Masina, nampilazainy an' Izaia mpaminany tamin' ny razanareo hoe: Ils se séparaient sans être d' accord entre eux, quand Paul dit ce simple mot : " Elles sont bien vraies les paroles que l' Esprit Saint a dites à vos pères par la bouche du prophète Isaïe :

  Letter to the Romans Romanina Romana Épître de Saint Paul aux Romains
...............
Rom / Rm 9.27 Esaias also crieth concerning Israel, Though the number of the children of Israel be as the sand of the sea, a remnant shall be saved: Ary Isaia milaza ny amin' ny Isiraely hoe: Na dia toy ny fasika any amin' ny ranomasina aza ny isan' ny Zanak' isiraely, dia izay sisa ihany no hovonjena; Izany koa no iantsoan' Izaia mafy ny amin' Israely hoe: Na dia toy ny fasika any amin' ny ranomasina aza ny isan' ny zanak' Israely, dia izay sisa ihany no ho voavonjy. Et Isaïe s'écrie en faveur d' Israël : Quand le nombre des fils d' Israël serait comme le sable de la mer, le reste sera sauvé :
...............
Rom / Rm 9.29 And as Esaias said before, Except the Lord of Sabaoth had left us a seed, we had been as Sodoma, and been made like unto Gomorrha. ary araka izay nolazain' Isaia fahiny hoe: Raha tsy Jehovah, Tompon' ny maro, no namela taranaka ho antsika, Dia efa tonga tahaka an' i Sodoma sy tonga tahaka an' i Gomora isika (Isa. 1. 9). Ary izany no nilazan' Izaia rahateo hoe: Raha tsy namelan' Andriamanitry ny tafika taranaka isika, dia efa tonga iray lasitra tamin' i Sodoma, sy nanahaka an' i Gomora. Et comme l' avait prédit Isaïe : Si le Seigneur Sabaot ne nous avait laissé un germe, nous serions devenus comme Sodome, assimilés à Gomorrhe.
...............
Rom / Rm 10.16 But they have not all obeyed the gospel. For Esaias saith, Lord, who hath believed our report? Nefa tsy izy rehetra no nanaiky ny teny soa mahafaly. Fa hoy Isaia: Jehovah ô, iza no nino ny teny nampitondraina anay? (Isa. 53. 1.) Tsy ny rehetra anefa no nanaiky ny Evanjely, araka ny tenin' Izaia hoe: Tompo ô, iza no nino ny teny notorinay? Mais tous n' ont pas obéi à la Bonne Nouvelle. Car Isaïe l' a dit : Seigneur, qui a cru à notre prédication ?
...............
Rom / Rm 10.20 But Esaias is very bold, and saith, I was found of them that sought me not; I was made manifest unto them that asked not after me. Fa sahy mihitsy Isaia ka manao hoe: Hitan' izay tsy nitady Ahy Aho, Ary niseho tamin' izay tsy nanontany Ahy. Ny an' Izaia indray aza no manoatra, fa hoy izy: Hitan' izay tsy nitady ahy aho, ary niseho tamin' izay tsy nanontany ahy. Et Isaïe ose ajouter : J' ai été trouvé par ceux qui ne me cherchaient pas, je me suis manifesté à ceux qui ne m' interrogeaient pas,
...............
Rom / Rm 15.12 And again, Esaias saith, There shall be a root of Jesse, and he that shall rise to reign over the Gentiles; in him shall the Gentiles trust. Ary hoy koa Isaia: Hisy Solofon' i Jese. Dia Ilay hitsangana hanapaka ny jentilisa; Izy no hitokian' ny jentilisa (Iza. 11. 10). Hoy koa Izaia: Hisy solofon' i Jese, izay hitsangana hanapaka ny jentily; izy no hitokian' ny firenena rehetra. Et Isaïe dit à son tour : Il paraîtra, le rejeton de Jessé, celui qui se dresse pour commander aux nations. En lui les nations mettront leur espérance.