Toko sy andininy momba Simry

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 4.37 And Ziza the son of Shiphi, the son of Allon, the son of Jedaiah, the son of Shimri, the son of Shemaiah; sy Ziza, zanak' i Sify, zanak' i Alona, zanak' i Jedaia, zanak' i Simry, zanak' i Semaia; Zizà, zanak' i Sefeì, zanak' i Alòna, zanak' i Idaià, zanak' i Semrì, zanak' i Samaià. Ziza, Ben-Shiphéï, Ben-Allôn, Ben-Yedaya, Ben-Shimri, Ben-Shemaya.
...............
1Tt / 1Tan 11.45 Jediael the son of Shimri, and Joha his brother, the Tizite, sy Jediaela, zanak' i Simry, sy Joha Tizita rahalahiny Jedihela zanak' i Sarì; Johà, Tosaita, rahalahiny; Yediael fils de Shimri et Yoha son frère le Tiçite,
...............
1Tt / 1Tan 26.10 Also Hosah, of the children of Merari, had sons; Simri the chief, (for though he was not the firstborn, yet his father made him the chief;) Ary Hosa, tamin' ny taranak' i Merary, nanan-janakalahy, dia Simry, lohany (fa na dia tsy lahimatoa aza izy, dia izy no nataon-drainy ho lohany), Amin' ny taranak' i Merarì, Hosà nanan-janaka, dia Semrì filohany; tsy mba lahimatoa izy nefa natsangan-drainy ho lohany, Hosa, l' un des fils de Merari, eut des fils. Shimri était le premier, car, sans qu' il fût l' aîné, son père l' avait mis en tête.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 29.13 And of the sons of Elizaphan; Shimri, and Jeiel: and of the sons of Asaph; Zechariah, and Mattaniah: ary tamin' ny taranak' i Elizafana dia Simry sy Jeiela; ary tamin' ny taranak' i Asafa dia Zakaria sy Matania; tamin' ny taranak' i Elisafàna, Samarì sy Jahiela; tamin' ny taranak' i Asafa, Zakariasa sy Mataniasa; des fils d'Éliçaphân : Shimri et Yeïel; des fils d' Asaph : Zekaryahu et Mattanyahu;