|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 11.29 |
Sibbecai the Hushathite, Ilai the Ahohite, |
sy Sibekay Hosatita sy Ely Ahohita |
Sobokaì, Hosatita; Ilaì, Aholita; |
Sibbekaï de Husha, Ilaï d' Ahoh, |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 20.4 |
And it came to pass after this, that there arose war at Gezer with the Philistines; at which time Sibbechai the Hushathite slew Sippai, that was of the children of the giant: and they were subdued. |
Ary nony afaka izany, dia nisy ady tamin' ny Filistina tao Gazera; tamin' izany no namonoan' i Sibekay Hosatita an' i Sipay, izay isan' ny taranaky ny Refaita, ka dia naetriny ny Filistina. |
Tatý aorian' izany nisy ady tamin' ny Filistina tao Gazera. Tamin' izay no nahafatesan' i Sabokaì Hosatita, an' i Safaì isan-taranak' i Rafà, ka voaetry ny Filistina. |
Après cela, la guerre se poursuivit avec les Philistins à Gézer. C' est alors que Sibbekaï de Husha tua Sippaï, un descendant des Rephaïm. Les Philistins furent abaissés. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 27.11 |
The eighth captain for the eighth month was Sibbecai the Hushathite, of the Zarhites: and in his course were twenty and four thousand. |
Ny fahavalo, ho amin' ny volana fahavalo, dia Sibekay Hosatita, isan' ny Zerita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina. |
Sobokaì Hosatita, amin' ny fianakavian' ny Zarahita no fahavalo, ho amin' ny volana fahavalo, ary efatra arivo sy roa alina no isan' ny antokony. |
Le huitième, affecté au huitième mois, était Sibbekaï, de Husha, un Zarhite; il était responsable d' une classe de vingt-quatre mille hommes. |