1Mp 4.5 |
And Azariah the son of Nathan was over the officers: and Zabud the son of Nathan was principal officer, and the king' s friend: |
ary Azaria, zanak' i Natana, no lehiben' ny olona voatendry; ary Zaboda, zanak' i Natana, no mpanolotsaina, sakaizan' ny mpanjaka, |
Azariasa zanak' i Natàna no lehiben' ny mpikarakara ny hanin-kohanina; Zaboda zanak' i Natàna mpisorona no mpanolo-tsaina, manolotra ny mpanjaka; |
Azaryahu fils de Natân, chef des préfets. Zabud fils de Natân, familier du roi, |
Ezr / Esd 8.14 |
Of the sons also of Bigvai; Uthai, and Zabbud, and with them seventy males. |
Otahy sy Zaboda, avy tamin' ny taranak' i Bigvay, mbamin' ny namany fito-polo lahy. |
tamin' ny taranak' i Begoaì, Otaì sy Zakora, mbamin' ireo fitopolo lahy niaraka taminy. |
et des fils de Bigvaï : Utaï, fils de Zabud, et avec lui 70 mâles. |