|
|
Judges |
Mpitsara |
Mpitsara |
Livre des Juges |
... | ... | ... | ... | ... |
Mts / Mpits 7.22 |
And the three hundred blew the trumpets, and the Lord set every man' s sword against his fellow, even throughout all the host: and the host fled to Bethshittah in Zererath, and to the border of Abelmeholah, unto Tabbath. |
Dia nitsoka ny anjomara ny telon-jato lahy, ary nampifamelezin' i Jehovah tamin' ny sabatra ny miaramila eran' ny toby rehetra, dia nandositra hatrany Beti-sita izy ka hatrany Zereraha sy hatramin' ny fari-tanin' i Abela-mehola akaiky an' i Tabata. |
Izy telon-jato lahy moa nitsoka ny trompetra; Iaveh kosa nampifamely sabatra ny Madianita sy ny tao an-toby rehetra. Nandositra ny toby hatrany Beti-Seta mankany Sarera ka hatrany amin' ny sisin-tanin' i Abela-Meholà akaikin' i Tebata. |
Pendant que les trois cents sonnaient du cor, Yahvé fit que dans tout le camp chacun tournait l'épée contre son camarade. Tous s' enfuirent jusqu'à Bet-ha-Shitta, vers Çartân, jusqu'à la rive d' Abel-Mehola vis-à-vis de Tabbat. |
|
|
1st Book of Kings |
1 Mpanjaka |
Mpanjaka I |
1er Livre des Rois |
... | ... | ... | ... | ... |
1Mp 4.12 |
Baana the son of Ahilud; to him pertained Taanach and Megiddo, and all Bethshean, which is by Zartanah beneath Jezreel, from Bethshean to Abelmeholah, even unto the place that is beyond Jokneam: |
Bana, zanak' i Ahiloda; azy Tanaka sy Megido ary Beti-sana rehetra, izay anilan' i Zaretana, ambanin' i Jezirela, hatrany Beti-sana ka hatrany Abela-mehola, dia hatrany ankoatr' i Jokneama no azy. |
Banà, zanak' i Ahiloda: azy avokoa Tanàka sy Magedao ary Betsàna rehetra, akaikin' i Sartanà, eo ambanin' i Jezraela, hatrany Betsàna rehetra, akaikin' i Sartanà, eo ambanin' i Jezraela, hatrany Betsàna, ka hatrany Abelmeholà, hatrany ambadik' i Jekimaana; |
Baana fils d' Ahilud, à Tanak et Megiddo jusqu' au-delà de Yoqméam, et tout Bet-Sheân au-dessous de Yizréel, depuis Bet-Sheân jusqu'à Abel-Mehola, qui est vers Çartân. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Mp 19.16 |
And Jehu the son of Nimshi shalt thou anoint to be king over Israel: and Elisha the son of Shaphat of Abelmeholah shalt thou anoint to be prophet in thy room. |
Ary Jeho,zanak' i Nimsy, dia hosory ho mpanjakan' ny Isiraely; ary Elisa, zanak' i Safata, avy any Abela-mehola, dia hosory ho mpaminany handimby anao. |
hosory ho mpanjakan' Israely Jehoa, zanak' i Namsi, ary hosory ho mpaminany handimby anao Elisea, zanak' i Safata, avy any Abela Mehola. |
Tu oindras Jéhu fils de Nimshi comme roi d' Israël, et tu oindras Élisée fils de Shaphat, d' Abel-Mehola, comme prophète à ta place. |