|
|
Genesis |
Fiandohana na Genesisy |
Fiandohana na Jenezy |
La Genèse |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 46.14 |
And the sons of Zebulun; Sered, and Elon, and Jahleel. |
Ary ny zanakalahin' i Zebolona dia Sereda sy Elona ary Jahalela. |
Zanak' i Zabolona: Sareda, Elona, ary Jahelela. |
Les fils de Zabulon : Séred, Élôn, Yahléel. |
|
|
Numbers |
Fanisana na Nomery |
Fanisana |
Les Nombres |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 26.26 |
Of the sons of Zebulun after their families: of Sered, the family of the Sardites: of Elon, the family of the Elonites: of Jahleel, the family of the Jahleelites. |
Ny taranak' i Zebolona, araka ny fokony, dia izao: avy tamin' i Sereda ny fokon' ny Seredita; avy tamin' i Elona ny fokon' ny Elonita; avy tamin' i Jahalela ny fokon' ny Jahalelita. |
Zanak' i Zabolona, araka ny fokony avy: ny fokon' ny Saredita avy tamin' i Sareda; ny fokon' ny Elonita avy tamin' i Elona; ny fokon' ny Jalelita avy tamin' i Jalela. |
Les fils de Zabulon, par clans : pour Séred, le clan Sardite ; pour Élôn, le clan Élonite ; pour Yahléel, le clan Yahléélite. |
|
|
1st Book of Kings |
1 Mpanjaka |
Mpanjaka I |
1er Livre des Rois |
... | ... | ... | ... | ... |
1Mp 11.26 |
And Jeroboam the son of Nebat, an Ephrathite of Zereda, Solomon' s servant, whose mother' s name was Zeruah, a widow woman, even he lifted up his hand against the king. |
Ary Jerobeama, zanak' i Nebata, Efraimita avy any Zareda, mpanompon' i Solomona (Zeroa no anaran-dreniny, vehivavy mpitondratena), dia nanainga tanàna hikomy tamin' ny mpanjaka. |
Nanainga tànana tamin' ny mpanjaka, Jeroboama, zanak' i Nabata, Efrateana, avy any Sareda, izy; ary vehivavy mpitondra tena atao hoe Sarva no reniny ary mpanompon' i Salomona izy. |
Jéroboam était fils de l'Éphraïmite Nebat, de Çerêda, et sa mère était une veuve nommée Çerua ; il était au service de Salomon et se révolta contre le roi. |