Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 26.26 | Then |
Ary Abimeleka mbamin' i Ahozata sakaizany sy Pikola, komandin' ny miaramilany, dia niala tao Gerara hankany amin' Isaka. | Ary nanatona azy avy any Jerara Abimeleka, nomban' i Okozota sakaizany, sy Fikola, filohan' ny tafiny. |
![]() |