Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 26.21 | And they digged another well, and strove for that also: and he called the name of it Sitnah. | Dia nihady lavaka fantsakana hafa koa izy, ka niadiany indray io; ary ny anarany dia nataony hoe Sitna. | Ary nihady lavaka fantsakàna hafa indray ny mpanompon' Isaaka nefa mbola niadina ihany koa io, ka nataony hoe Sitnà no anarany. | Ils creusèrent un autre puits et il y eut encore une dispute à son propos; il le nomma Sitna. |
![]() |