Toko sy andininy momba Gathama

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 36.11 And the sons of Eliphaz were Teman, Omar, Zepho, and Gatam, and Kenaz. Ary ny zanakalahin' i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama ary Kenaza. Ny zanakalahin' i Elifaza dia Temàna, Omara, Sefao, Gatama ary Seneza. Les fils d'Éliphaz furent : Témân, Omar, Çepho, Gatam, Qenaz.
...............
Gen / Jen 36.16 Duke Korah, duke Gatam, and duke Amalek: these are the dukes that came of Eliphaz in the land of Edom; these were the sons of Adah. sy Kora loham-pireneny sy Gatama loham-pireneny ary Amaleka loham-pireneny. Ireo no loham-pireneny avy tamin' i Elifaza tany amin' ny tany Edoma; ireo no zanak' i Ada. Kore, loham-pirenena; Gathama, loham-pirenena; Amaleka, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena avy amin' i Elifaza amin' i Edoma. Zanak' i Adà ireo. le chef Gatam, le chef Amaleq. Tels sont les chefs d'Éliphaz au pays d'Édom, tels sont les fils d' Ada.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.36 The sons of Eliphaz; Teman, and Omar, Zephi, and Gatam, Kenaz, and Timna, and Amalek. Ny zanak' i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama sy Kenaza sy Timna ary Amaleka. Zanak' i Elifaza: Temàna, Omara, Sefè, Gatàna, Seneza, Tamnà; Fils d'Éliphaz : Témân, Omar, Çephi, Gaétam, Qenaz, Timna, Amaleq.