1Tt / 1Tan 4.11 |
And Chelub the brother of Shuah begat Mehir, which was the father of Eshton. |
Ary Keloba, rahalahin' i Soha, niteraka an' i Mehira, rain' i Estona; |
Keloba rahalahin' i Soà niteraka an' i Mahira, rain' i Estona; |
Kelub, frère de Shuha, engendra Mehir; c' est le père d' Eshtôn. |
1Tt / 1Tan 4.12 |
And Eshton begat Bethrapha, and Paseah, and Tehinnah the father of Irnahash. These are the men of Rechah. |
ary Estona niteraka an' i Betirafa sy Pasea ary Tehina, rain' Ir-nahasa. Ireo dia mponina tao Reka. |
Estona niteraka ny fokon-dRafah, Fesè sy Tehinnà, rain' ny tanàna Naasa. Ireo no olona ao Rekah. |
Eshtôn engendra Bet-Rapha, Paséah, Tehinna, père de Ir-Nahash. Tels sont les hommes de Rékab. |