Toko sy andininy momba Hodavia

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 3.24 And the sons of Elioenai were, Hodaiah, and Eliashib, and Pelaiah, and Akkub, and Johanan, and Dalaiah, and Anani, seven. Ary ny zanakalahin' i Elioenay dia Hodaia sy Eliasiba sy Pelaia sy Akoba sy Johanana sy Delaia ary Anany; fito izy. Zanakalahin' i Elioenaia: Odoià, Eliasoba, Feleià, Akoba, Johanàna, Dalaià, ary Ananì: fito izy. Fils d'Élyonéaï : Hodaïvahu, Élyashib, Pelaya, Aqqub, Yohanân, Delaya, Anani : sept.
...............
1Tt / 1Tan 5.24 And these were the heads of the house of their fathers, even Epher, and Ishi, and Eliel, and Azriel, and Jeremiah, and Hodaviah, and Jahdiel, mighty men of valour, famous men, and heads of the house of their fathers. Ary izao no lohan' ny fianakaviany: Efera sy Jisy sy Eliala sy Azriela sy Jeremia sy Hodavia ary Jadiela; lehilahy mahery ireo ary malaza sady samy lohan' ny fianakaviany avy. Ireto no lohany amin' ny fianakaviany: Efera, Jesì, Ezriela, Jeremià, Odoià, ary Jediela, lehilahy matanjaka sy mahery, lehilahy malaza, lohan' ny fokom-pianakaviany avy. Voici les chefs de leurs familles : Épher, Yishéï, Éliel, Azriel, Yirmeya, Hodavya, Yahdiel. C'étaient des preux valeureux, des hommes renommés, chefs de leurs familles.
...............
1Tt / 1Tan 9.7 And of the sons of Benjamin; Sallu the son of Meshullam, the son of Hodaviah, the son of Hasenuah, Ary tamin' ny taranak' i Benjamina dia Salo, zanak' i Mesolama, zanak' i Hodavia, zanak' i Hasenoa, Ny tamin' ny taranak' i Benjamina: Salao, zanak' i Mosolama, zanak' i Odoià, zanak' i Asàna; Parmi les fils de Benjamin : Sallu fils de Meshullam, fils de Hodavya, fils de Hassenua;

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 2.40 The Levites: the children of Jeshua and Kadmiel, of the children of Hodaviah, seventy and four. Ary ny Levita koa dia izao: Ny taranak' i Jesoa sy Kadmiela, avy tamin' ny taranak' i Hodavia, dia efatra amby fito-polo. Levita: efatra amby fitopolo ny taranak' i Josoe sy Kedmiela, avy amin' ny taranak' i Odoiasa. Les lévites : les fils de Josué, et Qadmiel, des fils de Hodavya : 74.

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 7.43 The Levites: the children of Jeshua, of Kadmiel, and of the children of Hodevah, seventy and four. Ary ny Levita koa dia izao: Ny zanak' i Jesoa sy Kadmiela, avy tamin' ny zanak' i Hodavia, dia efatra amby fito-polo. Levita: efatra amby fitopolo, ny taranak' i Josoe sy Kedmiela avy amin' ny taranak' i Odoiasa. Les lévites : les fils de Josué, c' est-à-dire Qadmiel, les fils de Hodva : 74.