1Tt / 1Tan 12.3 |
The chief was Ahiezer, then Joash, the sons of Shemaah the Gibeathite; and Jeziel, and Pelet, the sons of Azmaveth; and Berachah, and Jehu the Antothite. |
Ny lohany dia Ahiezera sy Joasy, zanak' i Sema Gibeatita, sy Jeziela sy Peleta zanak' i Azmaveta, ary Beraka sy Jeho Anatotita |
Ahisera no lohany, dia Joasa, zanak' i Samaà, any Gabaà; Jaziela sy Faleta, zanak' i Azmota; Barakà, Jehò avy any Anatota; |
Ahiézer le chef, et Yoash, fils de Hashshemaa de Gibéa, Yeziel et Pélèt, fils d' Azmavèt, Beraka et Yéhu d' Anatot, |
|
2nd Book of Chronicles |
2 Tantara |
Tantara II |
2ème Livre des Chroniques |
2Tt / 2Tan 20.26 |
And on the fourth day they assembled themselves in the valley of Berachah; for there they blessed the Lord: therefore the name of the same place was called, The valley of Berachah, unto this day. |
Ary tamin' ny andro fahefatra dia nivory tao amin' ny lohasaha Beraka izy, fa tany no nisaorany an' i Jehovah; koa izany no nanaovany izany tany izany hoe Lohasaha Beraka mandraka androany. |
Nony tamin' ny andro fahefatra, nivory teo amin' ny lohasaha Beraka izy, fa nisaotra an' ny Tompo teo; izany no nanaovany an' io lohasaha io hoe Beraka mandrak' androany. |
Le quatrième jour, ils se rassemblèrent dans la vallée de Beraka; ils y bénirent en effet Yahvé, d' où le nom de vallée de Beraka donné à ce lieu jusqu'à nos jours. |