|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 7.16 |
And Maachah the wife of Machir bare a son, and she called his name Peresh; and the name of his brother was Sheresh; and his sons were Ulam and Rakem. |
Ary Imaka, vadin' i Makira, niteraka zaza, ahy, ka Paresy no nataony anarany; ary Saresy no anaran' ny rahalahiny; ary ny anaran' ny zananilahy dia Olama sy Rakema. |
Nitera-dahy Maakà, vadin' i Makira, ka nataony hoe Faresa no anarany ary Saresa no anaran' ny rahalahiny: Olama sy Resena no zanany lahy. |
Maaka, femme de Makir, enfanta un fils qu' elle appela Péresh. Son frère s' appelait Shéresh et ses fils Ulam et Réquem. |
1Tt / 1Tan 7.17 |
And the sons of Ulam; Bedan. These were the sons of Gilead, the son of Machir, the son of Manasseh. |
Ary ny zanakalahin' i Olama dia Bedana. Ireo no zanakalahin' i Gileada, zanakalahin' i Makira, zanakalahin' i Manase. |
Zanakalahin' i Olama: Badàna. Ireo no zanakalahin' i Galaada, zanak' i Makira, zanak' i Manase. |
Le fils de Ulam : Bedân. Tels furent les fils de Galaad, fils de Makir, fils de Manassé. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 8.39 |
And the sons of Eshek his brother were, Ulam his firstborn, Jehush the second, and Eliphelet the third. |
Ary ny zanakalahin' i Eseka rahalahiny dia Olama, lahimatoa, sy Jeosy, lahiaivo, ary Elifeleta, faralahy. |
Zanakalahin' i Eseka rahalahiny: Olama lahimatoany, Jehosa faharoa, ary Elifaleta fahatelo. |
Fils d'Ésheq son frère : Ulam son premier-né, Yéush le second, Éliphélet le troisième. |
1Tt / 1Tan 8.40 |
And the sons of Ulam were mighty men of valour, archers, and had many sons, and sons' sons, an hundred and fifty. All these are of the sons of Benjamin. |
Ary ny zanakalahin' i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka, ary nanana zanakalahy sy zafy maro izy, dia dimam-polo amby zato. Ireo rehetra ireo no taranak' i Benjamina. |
Ny zanakalahin' i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka; ary nanan-janaka lahy aman-jafy maro izy ireo, dia dimampolo amby zato. Ireo rehetra ireo dia taranak' i Benjamina avokoa. |
Ulam eut des fils, hommes preux et valeureux, tirant de l' arc. Ils eurent beaucoup de fils et de petits-fils, cent cinquante. Tous ceux-là étaient fils de Benjamin. |