|
|
Exodus |
Fanafahana na Eksodosy |
Fanafahana na Eksaody |
L'Exode |
... | ... | ... | ... | ... |
Eks 14.2 |
Speak unto the children of Israel, that they turn and encamp before Pihahiroth, between Migdol and the sea, over against Baalzephon: before it shall ye encamp by the sea. |
Lazao amin' ny Zanak' Isiraely mba hivily izy ka hitoby eo akaikin' i Pi-hahirota, eo anelanelan' i Migdolasy ny ranomasina; eo akaikin' i Bala-zefona, dia tandrifiny, no hitobianareo, eo amoron' ny ranomasina. |
Mitenena amin' ny zanak' Israely; aoka hiova làlana izy ka handroso hitoby eo anoloan' i Fihahirota, anelanelan' i Magdaloma sy ny ranomasina, tandrifin' i Beelsefona; manatrika izany toerana izany no hitobianareo, eo akaikin' ny ranomasina. |
" Dis aux Israélites de rebrousser chemin et de camper devant Pi-Hahirot, entre Migdol et la mer, devant Baal-Çephôn ; vous camperez face à ce lieu, au bord de la mer. |
... | ... | ... | ... | ... |
Eks 14.9 |
But the Egyptians pursued after them, all the horses and chariots of Pharaoh, and his horsemen, and his army, and overtook them encamping by the sea, beside Pihahiroth, before Baalzephon. |
Koa nanenjika azy ny Egyptiana, dia ny soavaly rehetra mitarika ny kalesin' i Farao sy ny soavaliny fitaingina ary ny miaramilany, ka nahatratra azy nitoby teo amoron' ny ranomasina, teo anilan' i Pi-hahirota, tandrifin' i Balazefona. |
Koa nanenjika azy ny Ejipsiana ka nahatratra azy tao akaikin' ny ranomasina izay nitobiany: nahatratra azy teo akaikin' i Fihahirota, tandrifin' i Beelsefona avokoa ny soavaly mpitarika kalesin' i Faraona sy ny mpitaingin-tsoavaly mbamin' ny tafiny rehetra. |
Les Égyptiens se lancèrent à leur poursuite et les rejoignirent alors qu' ils campaient au bord de la mer - tous les chevaux de Pharaon, ses chars, ses cavaliers et son armée - près de Pi-Hahirot, devant Baal-Çephôn. |
|
|
Numbers |
Fanisana na Nomery |
Fanisana |
Les Nombres |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 33.7 |
And they removed from Etham, and turned again unto Pihahiroth, which is before Baalzephon: and they pitched before Migdol. |
Ary nony niala tao Etama izy, dia nivily nankao Pi-hahirota, izay tandrifin' i Balazefona, ka nitoby tandrifin' i Migdola. |
Niala tao Etama izy, dia nivily tao Fihahirota, izay mifanandrify amin' i Beelsefona, ka nitoby teo anoloan' i Magdaloma. |
Ils partirent d'Étam, ils revinrent sur Pi-Hahirot, qui est en face de Baal-Çephôn, et campèrent devant Migdol. |