Toko sy andininy momba Jeramelita

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 27.10 And Achish said, Whither have ye made a road to day? And David said, Against the south of Judah, and against the south of the Jerahmeelites, and against the south of the Kenites. Ary hoy Akisy: Moa tsy nanafika va ianareo androany? Dia hoy Davida: Nanafika ny tany atsimo izay an' i Joda sy izay an' ny Jeramelita ary izay an' ny Kenita izahay. Ary hoy Akisa: Taiza no nanafika hianareo androany? Dia namalay Davida: Tany amin' ny Negeban' i Jodà, tany amin' ny Negeban' i Jerameelita ary tany amin' ny Negeban' ny Kineana. Quand Akish demandait : " Où avez-vous fait la razzia aujourd' hui ? ", David répondait que c'était contre le Négeb de Juda ou le Négeb de Yerahméel ou le Négeb des Qénites.
...............
1Sm / 1Sam 30.29 And to them which were in Rachal, and to them which were in the cities of the Jerahmeelites, and to them which were in the cities of the Kenites, sy ho an' izay ao Rakala sy ho an' izay any an-tanànan' ny Jeramelita sy ho an' izay any an-tanànan' ny Kenita an' ny ao Rakola, an' ireo ao amin' ny tanànan' ny Jerameelita, an' ireo ao amin' ny tanànan' ny Kineana, à ceux de Karmel, à ceux des villes de Yerahméel, à ceux des villes des Qénites,