Toko sy andininy momba Niniva

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 10.11 Out of that land went forth Asshur, and builded Nineveh, and the city Rehoboth, and Calah, Ary nivoaka avy tamin' izany tany izany izy ka nankany Asyria, dia nanorina an' i Ninive mbamin' i Rehobot-ira sy Kala Avy ao amin' io tany io izy dia nankany Asora, ka nanorina an' i Niniva, Rekobota-Ira, Kale, De ce pays sortit Ashshur, et il bâtit Ninive, Rehobot-Ir, Kalah,
Gen / Jen 10.12 And Resen between Nineveh and Calah: the same is a great city. ary Resena teo anelanelan' i Ninive sy Kala, dia ilay tanàna lehibe izany. ary Resena anelanelan' i Niniva sy Kale; io no ilay tanàna lehibe. et Rèsèn entre Ninive et Kalah c' est la grande ville .

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 19.36 So Sennacherib king of Assyria departed, and went and returned, and dwelt at Nineveh. Dia niainga Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, ka lasa nody ary nitoetra tany Ninive. Dia noravan' i Senakeriba mpanjakan' i Asiria ny toby, ka lasa izy niverina dia nitoetra tany Niniva. Sennachérib roi d' Assyrie leva le camp et partit. Il s' en retourna et resta à Ninive.

      Tobia Livre de Tobie
...............
Tb 1.11 Rahefa lasan-ko babo izy, mbamin' ny vady aman-janany, ka tonga tany Niniva, izay nisy ny iray foko aminy rehetra, pour moi, je me gardai de manger les mets des païens.
...............
Tb 7.3 Avy nilaza izany izy, dia nanao hoe: Avy aiza moa hianareo, ry zatovo rahalahinay? Hoy ny navalin' ireo: Avy amin' ny fokon' i Neftali, babo any Niniva, izahay. Edna leur demanda d' où ils étaient, et ils lui dirent : "Nous sommes des fils de Nephtali déportés à Ninive"
Tb 11.1 Nony niverina izy ireo, ka tonga tao Karana, tanàna eo amin' ny fisasahan-dàlana mankany Niniva, tamin' ny andro faharaika ambin' ny folo, Ils approchaient de Kasérîn, en face de Ninive.
...............
Tb 14.2 Roa amby zato taona no tontalin' ny andro niainany, ary nalevina tamin-panajana tany Niniva izy. Il avait 62 ans quand il devint aveugle; et, depuis sa guérison, il vécut dans l' abondance, il pratiqua l' aumône, et il continua toujours à bénir Dieu et à célébrer sa grandeur.
...............
Tb 14.6 Efa akaiky ny faharavan' i Niniva, fa tsy maintsy tanteraka ny tenin' Andriamanitra ary ny rahalahintsika tafaely aty, lavitra ny tanin' Israely dia hiverina any indray. Et tous les peuples de la terre entière se convertiront, et ils craindront Dieu en vérité. Tous, ils répudieront leurs faux dieux, qui les ont fait s'égarer dans l' erreur.
...............
Tb 14.13 satria hitako fa hahatarika ny fandravana azy ny tsy fahamarinan' i Niniva. Il entoura la vieillesse de ses beaux-parents de respect et d' attention, puis il les enterra à Ecbatane de Médie. Tobie héritait du patrimoine de Ragouèl, comme de celui de son père Tobit.
Tb 14.14 Koa nony maty reniny, dia niala tany Niniva Tobia mbamin' ny vady aman-janany sy ny zafiny ary niverina nankany amin' ny rafozany. Il vécut honoré jusqu'à l'âge de 117 ans.

      Jodita Livre de Judith
...............
Jdt 1.5 Kanjo, tamin' ny taona faharoa ambin' ny folo nanjakan' i Nabokodonosora mpanjakan' ny Asiriana, izay nanjaka tao Niniva, ilay tanàna lehibe, dia nanafika an' i Arfaksada izy, Or, vers cette époque, le roi Nabuchodonosor livra bataille au roi Arphaxad dans la grande plaine située sur le territoire de Ragau.

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 37.37 So Sennacherib king of Assyria departed, and went and returned, and dwelt at Nineveh. Dia niainga Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, ka lasa nody ary nitoetra tany Ninive. Ary Senakeriba mpanjakan' i Asiria, nony avy nandrava ny tobiny, dia lasa nody, Sennachérib leva le camp et partit. Il s' en retourna et resta à Ninive.
Isa / Iz 37.38 And it came to pass, as he was worshipping in the house of Nisroch his god, that Adrammelech and Sharezer his sons smote him with the sword; and they escaped into the land of Armenia: and Esarhaddon his son reigned in his stead. Ary raha niankohoka tao an-tranon' i Nisroka andriamaniny izy, dia nokapain' i Adrameleka sy Sarezera zananilahy ny sabatra izy; ary dia afaka nandositra ho any amin' ny tany Ararata izy mirahalahy; ary Esara-hadona zananilahy no nanjaka nandimby azy. ka nitoetra tany Niniva. Fa raha ilay niankohoka tao an-tranon' i Nesroka, andriamaniny iny izy, dia nokapain' i Adrameleky sy Sarasara, zanany lahy, tamin' ny sabatra, ka nandositra tany amin' ny tanin' ny Ararata izy ireo, dia Asarhaddona, zanany lahy, no nanjaka nandimby azy. Un jour qu' il était prosterné dans le temple de Nisrok, son dieu, ses fils Adrammélek et Saréçer le frappèrent de l'épée et se sauvèrent au pays d' Ararat. Assarhaddon, son fils, devint roi à sa place.

  Book of Jonah Jona Jonasa Livre de Jonas
...............
Jon 1.2 Arise, go to Nineveh, that great city, and cry against it; for their wickedness is come up before me. Mitsangàna, mankanesa any Ninive, ilay tanàna lehibe, ary miantsoa ny amin' ny hamelezana azy, fa tafakatra eto anatrehako ny faharatsiany. Mitsangàna hianao, ka mankanesa any Niniva, tanàna lehibe, hitory ny hamelezana azy, fa tafakatra hatraty amiko ny haratsian' izy ireo. " Lève-toi, lui dit-il, va à Ninive, la grande ville, et annonce-leur que leur méchanceté est montée jusqu'à moi. "
...............
Jon 3.2 Arise, go unto Nineveh, that great city, and preach unto it the preaching that I bid thee. Mitsangàna, ka mankanesa any Ninive, ilay tanàna lehibe; ary torio aminy ny teny izay lazaiko aminao. Mitsangàna hianao mandehana mankany Niniva, tanàna lehibe, hitory aminy ny toriteny holazaiko aminao. " Lève-toi, lui dit-il, va à Ninive, la grande ville, et annonce-leur ce que je te dirai. "
Jon 3.3 So Jonah arose, and went unto Nineveh, according to the word of the Lord. Now Nineveh was an exceeding great city of three days' journey. Dia nitsangana Jona ka nankany Ninive araka ny tenin' i Jehovah. Ary Ninive dia tanàna lehibe teo anatrehan' Andriamanitra, dia lalana hateloana. Dia nitsangana Jonasa, ka nankany Niniva, araka ny tenin' ny Tompo. Ary Niniva dia tanàna lehibe teo anatrehan' Andriamanitra, fa làlan-kateloana. Jonas se leva et alla à Ninive selon la parole de Yahvé. Or Ninive était une ville divinement grande : il fallait trois jours pour la traverser.
Jon 3.4 And Jonah began to enter into the city a day' s journey, and he cried, and said, Yet forty days, and Nineveh shall be overthrown. Ary Jona niantomboka nandeha tao an-tanàna lalana indray andro ka nitory hoe: Rehefa afaka efa-polo andro, dia horavana Ninive. Nanomboka niditra tao anatin' ny tanàna, làlana indray andro aloha Jonasa, ka nitory izy nanao hoe: Rahefa afaka efapolo andro, dia horavana Niniva! Jonas pénétra dans la ville; il y fit une journée de marche. Il prêcha en ces termes : " Encore quarante jours, et Ninive sera détruite. "
Jon 3.5 So the people of Nineveh believed God, and proclaimed a fast, and put on sackcloth, from the greatest of them even to the least of them. Dia nino an' Andriamanitra ny mponina tao Ninive ka niantso fifadian-kanina sady nitafy lamba fisaonana hatramin' ny lehibe ka hatramin' ny kely. Nino an' Andriamanitra ny olona tao Niniva, ka niantso fifadian-kanina sy nitafy lasaka avokoa, hatramin' ny lehibe indrindra ka hatramin' ny kely indrindra. Les gens de Ninive crurent en Dieu; ils publièrent un jeûne et se revêtirent de sacs, depuis le plus grand jusqu' au plus petit.
Jon 3.6 For word came unto the king of Nineveh, and he arose from his throne, and he laid his robe from him, and covered him with sackcloth, and sat in ashes. Ary nony efa ren' ny mpanjakan' i Ninive izany, dia nitsangana niala tamin' ny seza fiandrianany izy, ka nanaisotra ny akanjom-boninahiny, dia nisarona lamba fisaonana sady nipetraka tamin' ny lavenona. Dia nampandrenesina izany ny mpanjaka, ka niala teo amin' ny seza fiandrianany, nanesotra ny kapaotiny, nirakotra lasaka, ary nipetraka teo amin' ny lavenona. La nouvelle parvint au roi de Ninive; il se leva de son trône, quitta son manteau, se couvrit d' un sac et s' assit sur la cendre.
Jon 3.7 And he caused it to be proclaimed and published through Nineveh by the decree of the king and his nobles, saying, Let neither man nor beast, herd nor flock, taste any thing: let them not feed, nor drink water: Ary nasaina nantsoina sy nambara eran' i Ninive araka ny didin' ny mpanjaka sy ny mpanapaka hoe: Aza avela hisy hanendry hanina akory, na olona, na biby fiompy; dia ny ondry aman' osy sy ny omby; eny, aza avela hisy hihinana na hisotro rano akory ireo. Ary nantsoina tao Niniva sy nolazaina araka ny didin' ny mpanjaka sy ny mpanapaka amin' izao teny izao: Aza misy manandrana zavatra akory na miraotra sy misotro rano, na olona na biby, na omby aman' ondry; Puis l' on cria dans Ninive, et l' on fit, par décret du roi et des grands, cette proclamation : " Hommes et bêtes, gros et petit bétail ne goûteront rien, ne mangeront pas et ne boiront pas d' eau.
...............
Jon 4.11 And should not I spare Nineveh, that great city, wherein are more then sixscore thousand persons that cannot discern between their right hand and their left hand; and also much cattle? ka moa Izaho tsy mba halahelo an' i Ninive, ilay tanàna lehibe va. izay misy olona tsy omby roa alina sy iray hetsy, izay tsy mahafantatra ny havanany sy ny haviany, sady be biby fiompy koa? ka izaho va tsy mba halahelo noho ny amin' i Niniva, tanàna lehibe, izay misy olona tsy omby roa alina sy iray hetsy, tsy mahay manavaka ny havanany amin' ny haviany, ary biby be dia be! Et moi, je ne serais pas en peine pour Ninive, la grande ville, où il y a plus de cent vingt mille êtres humains qui ne distinguent pas leur droite de leur gauche, ainsi qu' une foule d' animaux! "

  Book of Nahum Nahoma Nahoma Livre de Nahum
Nah Na 1.1 The burden of Nineveh. The book of the vision of Nahum the Elkoshite. Faminaniana ny amin' ny loza hanjo an' i Ninive, dia ny bokin' ny fahitan' i Nahoma Elkosita. Teny momba an' i Niniva. Bokin' ny fahitan' i Nahoma avy any Elkosy. Oracle sur Ninive. Livre de la vision de Nahum, d' Elqosh.
...............
Nah Na 2.9 Take ye the spoil of silver, take the spoil of gold: for there is none end of the store and glory out of all the pleasant furniture. Fa Ninive dia tahaka ny farihy hatrizay nisiany; Nefa handositra ihany ireny, Mijanòna, mijanòna e! Nefa tsy misy miherika. Toy ny dobo Niniva hatrizay niandohany... Mandositra izy ireo!.. Mijanòna e! Mijanòna e!... nefa tsy misy miherika! Ninive est comme un bassin d' eau dont les eaux s'échappent. " Arrêtez, arrêtez! " Mais nul ne se retourne.
...............
Nah Na 3.7 And it shall come to pass, that all they that look upon thee shall flee from thee, and say, Nineveh is laid waste: who will bemoan her? whence shall I seek comforters for thee? Ary izay rehetra mijery anao dia handositra anao Ka hanao hoe: Rava Ninive! Iza no hitomany azy? Aiza no hitadiavako izay hampionona anao ? Izay mahita anao, handositra lavitra anao avokoa, sy hanao hoe: Rava Niniva! Iza no hangoraka azy? Aiza no hitadiavako mpampionona anao? Alors, quiconque te verra se détournera de toi. Il dira : " Ninive! quelle désolation! " Qui la prendrait en pitié ? Où pourrais-je te chercher des consolateurs ?

  Book of Zephaniah Zefania Sofonia Livre de Sophonie
...............
Zef / Sof 2.13 And he will stretch out his hand against the north, and destroy Assyria; and will make Nineveh a desolation, and dry like a wilderness. Ary haninjitra ny tànany hamely ny avaratra Izy Ka handringana an' i Asyria; Ary hahalao an' i Ninive ho karankaina tahaka ny efitra Izy. Haninji-tànana hamely ny avaratra koa izy, handringana an' i Asora, ary hahalao an' i Niniva, ka hahatonga azy ho karankaina toy ny efitra. Il lèvera la main contre le Nord et réduira Assur en ruines; il fera de Ninive une solitude, terre aride comme le désert.

  The Gospel according to Matthew Matio Matio L'Évangile selon Saint Matthieu
...............
Mat / Mt 12.41 The men of Nineveh shall rise in judgment with this generation, and shall condemn it: because they repented at the preaching of Jonas; and, behold, a greater than Jonas is here. Ny olona tany Ninive hiara-mitsangana amin' ity taranaka ity amin' ny andro fitsarana ka hanameloka azy; fa nibebaka izy tamin' ny nitorian' i Jona teny; nefa, indro, misy lehibe noho Jona eto. Ny olona tany Niniva hitsangana hanohitra ity taranaka ity amin' ny andro fitsarana ka hanameloka azy, satria nibebaka izy ireo nony nitorian' i Jonasa teny; nefa indro misy lehibe noho Jonasa eto. Les hommes de Ninive se dresseront lors du Jugement avec cette génération et ils la condamneront, car ils se repentirent à la proclamation de Jonas, et il y a ici plus que Jonas !

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 11.30 For as Jonas was a sign unto the Ninevites, so shall also the Son of man be to this generation. Fa tahaka an' i Jona izay famantarana tamin' ny Ninivita, dia ho toy izany koa ny Zanak' olona amin' ity taranaka ity. Fa tahaka ny naha-famantarana an' i Jonasa tamin' ny olona tany Niniva no haha-famantarana ny Zanak' olona koa amin' ity taranaka ity. Car, tout comme Jonas devint un signe pour les Ninivites, de même le Fils de l' homme en sera un pour cette génération.
...............
Lio / Lk 11.32 The men of Nineve shall rise up in the judgment with this generation, and shall condemn it: for they repented at the preaching of Jonas; and, behold, a greater than Jonas is here. Ny olona tany Ninive hiara-mitsangana amin' ity taranaka ity amin' ny andro fitsarana ka hanameloka azy, fa izy nibebaka tamin' ny nitorian' i Jona teny; nefa, indro, misy lehibe noho Jona eto. Hiara-mitsangana amin' ity taranaka ity ny olona tany Niniva amin' ny andro fitsarana ka hanameloka azy, satria nibebaka tamin' ny toritenin' i Jonasa izy ireny, nefa indro misy mihoatra noho Jonasa eto. Les hommes de Ninive se dresseront lors du Jugement avec cette génération et ils la condamneront, car ils se repentirent à la proclamation de Jonas, et il y a ici plus que Jonas !